Month: novembre 2013

Ambalanirana Tsiroanomandidy: Mitokona tsy mety miasa intsony ny sefo fokontany

Mitokona tanteraka amin’izay ireo sefo fokontany ao amin’ny kaominina Ambalanirana,  Distrika Tsiroanomandidy, faritra Bongolava. Samy velon-tairaina noho ny tambin-karama tsy voaray avokoa ireo sefo fokontany rehetra ary nanantena fa ho voavaha  ny olana tamin’ny fanehoana’ny fitondram-panjakana fa haloa avy hatrany alohan’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany  teo ny tambim-karama tsy voaray. Niezaka nanatontosa ny fifidianana fihodinana…

Cabaret au Telozoro: Randrantelo à l’affiche

La soirée sera d’enfer ce vendredi, car ce sera au tour des grandes dames de la musique folk malgache Randrantelo d’enflammer le restaurant Telozoro à Andrefan’Ambohijanahary. Dans une ambiance de folk, jusqu’aux couleurs du « hiragasy », Fara Gloum, Fara Kely, Lilie interprèteront  les morceaux des grands classiques malgaches, en passant par Eric Manana, Tsiakoraka, Mahaleo et bien…