Trois jours, du 4 au 6 décembre 2013, ont été consacrés au don de sang par le groupe Telma et ses partenaires. Pour la troisième fois, en effet, à l’approche des fêtes de Noël, la fondation TELMA a organisé, avec l’appui du Centre Nationale de Transfusion Sanguine (CNTS), des journées de don de sang au…
Day: 7 décembre 2013
SOS santé : Aiky a besoin d’une aide urgente
Aiky Andrianjohary, un garçon de 12 ans, est malade depuis plusieurs mois et après une série de prise en charge médicale, il a maintenant besoin d’une aide urgente pour se guérir. Ce garçon bon vivant, studieux et pieux, qui adore les jeux et la musique, devait passer en classe de 4è pour cette année scolaire.…
Fifidianana: Homena mpiambina 15 lahy avy ny kandidà roa
Tapaka nandritra ny fivoriana nataon’ny OMC/NAT, tamin’ny 02 desambra lasa teo , izay notarihan’i Praiminisitra Omer Beriziky fa hisy fepetra manokana horaisina mba ho fiarovana ireo kandidà roa ho filoham-pirenena, ka ny EMMO/NAT no iandraikitra sy miantoka an’izany. Nanapakevitra noho izany ny EMMO/NAT,fa hamoaka sy hiantoka mpitandro filaminana 30 isan’andro, izay mizara roa, ka 15…
Tapatapany(07/12/13)
# – Anosizato. Lehilahy hita faty tao anaty rano. Ny alakamisy lasa teo no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray natsingevan’ny rano teny amin’ny faritra Anosizato. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa teo amin’ilay toerana maro mpilaza fa misy vazimba no nahitana ny razana. Mbola miakanjo ara-dalàna izy ary tsy nisy ratra hita mivantana ny tenany. r.s.
Hommage à Nelson Mandela : Les drapeaux malgaches en berne pendant trois jours
Suite à la disparition de l’ancien président sud-africain, Nelson Mandela, le président de la Transition, Andry Rajoelina a adressé hier, au nom du Peuple et du Gouvernement malgache, ainsi qu’en son nom personnel, une lettre de condoléances au président sud-africain, Jacob Zuma, au Peuple et au Gouvernement sud-africain ainsi qu’à la famille Mandela. « Madiba est…
Fandrindrana ny fifamoivoizana : Hiara-hiasa ny kaominina sy ny polisim-pirenena
Ho hentitra ary hamafisina ny fandrindrana ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra amin’izao an-katoky ny fetin’ny faran’ny taona izao. Hiara-hiasa akaiky mantsy ny polisim-pirenena sy ny polisy monisipaly, ka tsy handeferana ireo mpamily tsy manara-dalàna, indrindra ny “taxi-be” sy ny “taxi”. Hesorina ihany koa ireo fiara mijanona an-tsisin-dàlana,izay isan’ny miteraka ny fitohanan’ny fifamoivoizana eto Antananarivo. Handraisana fepetra…
Imerinafovoany : Tovolahikely maty voahitsaky ny “camion”, niparitaka ny atidohany
Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy Imerinafovoany – Talatamaty, omaly antoandro, tokony ho tamin’ny 12 ora mahery kely teo. Tovolahikely 13 taona eo ho eo no , voahitsaky ny fiarabe iray sendra nandalo tamin’iny lalana iny. Potika tanteraka ny lohan’ilay zaza ary niparitaka teo amin’ny arabe mihitsy ny atidohany. Raha araka ny voalazan’ny olona nanatri-maso dia nandeha…
Les 4X4 de Camille Vital pas encore dans la liste des ventes aux enchères
Etant pour le moment mis en dépôt dans un parking au port de Toamasina, les véhicules tout terrain de Camille Vital engendrent encore des frais « Les 4X4 dont vous parlez ne sont pas concernées par la prochaine vente aux enchères ». Evitant toutes polémiques, le DG de la Douane malgache Vola-Razafindramiandra Ramiandrasoa a tout simplement axé…
Dr. Heriniaina Andriambelosoa : Des remèdes efficaces pour l’Avaradrano
Le Dr. Heriniaina Andriambelosoa, candidat aux législatives dans l’Avaradrano, s’est distingué du lot lors du coup d’envoi de sa campagne électorale. En effet, ses partisans ont fait un « diabe » haut en couleurs – celles du candidat – qui a sillonné l’Avaradrano pour saluer et rendre honneur à la population. Sans que cela ait perturbé la…
Handicap : Rentrée solennelle du CNFPPSH Ampandrianomby hier
Lutter contre la discrimination des jeunes handicapés, tel est l’objectif principal du seul établissement public accueillant les personnes handicapées issues des familles défavorisées de la capitale. Si la journée internationale des personnes en situation de handicap vient d’être célébrée le 3 décembre dernier, le Centre National de la Formation Professionnelle des Personnes en Situation…