Day: 19 décembre 2013

BFV-SG : Campagne de dépistage du diabète et du SIDA

Dans le cadre de la célébration de la Journée Internationale du SIDA avant-hier, la BFV SG a réalisé une campagne de dépistage gratuit du diabète et du SIDA pour l’ensemble de son personnel. La grande majorité des employés de la banque ont volontairement accepté ce dépistage indispensable dans le domaine de la santé publique. « Beaucoup…

Mandroso hatrany ny fanadihadiana na dia mbola tsy hita aza ilay tovovavy ,izay andrandraina ho vavolombelona amin’ity raharaha ity. Raha araka ny fantatra dia misy resaka vola nalaina tany amin’ny faritra tao anatin’ity raharaha ity. Noterena hanome vola ny mpandraharaha karàna iray noho ny antony  tsy mbola voafaritra mazava aloha hatreto. Miompana amin’izay rahateo ny…

Groupe WM : Au chevet des enfants du fokontany d’Ankorondrano-Est

Une fois encore, les enfants pris en charge par le Groupe WM ont été gâtés hier. Ils peuvent maintenant passer Noël et les fêtes de fin d’année avec joie. Comme tous les ans, les 64 enfants (3 à 6 ans) issus des familles défavorisées du fokontany d’Ankorondrano- Est n’ont pas été négligés par le Groupe…

Omaly tamin’ny 11 ora sy sasany, nirehitra ny fiara leky marika Peugeot 205 teny Antsahamanitra. Potika tsy nisy azo noraisina intsony ilay izy. Ny mpamily no tao anatiny ary afaka nivoaka soa aman-tsara izy , tsy naratra. Ireo izay nahita ny fisehoan’ny loza no nitantara fa tsy fantatra ny nahatonga ny afo. Efa nidonaka ny…

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 18 desambra 2013 ny « Poste avancé » ‘ny zandarimariam-pirenena ao Soamanandrariny, fokontany iray anisan’ny be mponina indrindra ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely. Antony manokana nananganana ity « poste avancé » vaovao ity ny hanatonan’ireo mpitandro filaminana ny vahoaka, mba hahafahan’izy ireo mamonjy ara-potoana raha sendra misy fanafihan-jiolahy. Vola mitentina 10 tapitrisa ariary eo…

Avoir jusqu’à 50 % de réduction auprès de  250 professionnels de la distribution de produits de tout genre, c’est possible grâce  aux  cartes créées par Gasy Peace Card La carte Zina pour tous, la carte Soa pour les VIP et enfin la carte Tia spécialement créée pour les touristes. Toutes les catégories sociales  sont ciblées…

Zavatra tsy dia mbola fahita eto an-drenivohitra izay niseho omaly. Araka ny loharaom-baovao voaray teo anivon’ny mpamonjy voina, olona hatrany amin’ny dimy no indray nila famonjena ary tsy maintsy naterina haingana tany amin’ny trano fitsaboana. Voalaza fa narary teny an-dàlana avokoa izy ireo. Lehilahy ny ankamaroany. Izay fototr’aretina aloha tsy fantatra mazava. Ny maraina, olona…

Nihaona tamin’ny mpampahalala vaovao omaly ny tomponandraikitra ambony avy ao amin’ny mpitandro filaminana eto an-drenivohitra mba hampahafantatra amin’ny daholobe ny fepetra rehetra horaisin’izy ireo mba hampizotra an-tsakany sy an-davany ny fifidianana sy ny fetin’ny faran’ny taona eto amintsika. Nanambara ary ireo tompon’andraikitra fa “tsy handefitra mihitsy izahay amin’ireo olona izay mikasa hanakorontana. Na mialoha, na…

Botozaza Pierrot : Dialogue et concertation après les élections

Ayant brillé par son silence ces derniers temps, le vice-premier ministre en charge de l’Economie et de l’Industrie Botozaza Pierrot a été présent hier au Coliseum lors du meeting de « Faradoboka » du candidat Jean Louis Robinson. Interrogé par des journalistes sur la suite de l’événement après le scrutin présidentiel du 20 décembre, il n’a pas…

Achats en ligne : Des pièges à éviter

La prolifération des achats en ligne est fortement favorisée avec l’évolution de la technologie et de l’accès accru au haut débit. Cependant, quelques facteurs doivent être pris en compte par l’acheteur, pour éviter les coûts supplémentaires, le retard de livraison et d’autres surprises désagréables. Avec les fêtes de fin d’année approchant à grand pas, les…