Day: 2 janvier 2014

Zandarimariam-pirenena : Nizara nofon-kena mitam-pihavanana

Amin’izao ankatoky ny fetin’ny faran’ny taona izao dia nisy ny fizarana nofon-kenan’ny fampihavanana, izay natolotry ny Jeneraly, komandin’ny Zandarimariam-pirenena mivady ho an’ireo zandary sy mpiasa sivily miasa eo anivon’ny foibem-pibaikoan’ny Zandarimariam-pirenena na ny “Commandement”. Omby 03 miampy vary, menaka ary akoho ho entina hamalifaliana sy hiatrehana ity faran’ny taona 2013 ity no natolotry komandin’ny zandarimariam-pirenena…

Pétrole : Appel d’offres sur 228 blocs dès le retour à l’ordre constitutionnel

Après la période des fêtes, le grand calme s’instaure. Un ralentissement est prévu pour les deux premiers mois, au niveau de l’économie nationale,  mais les opérateurs et les investisseurs se préparent déjà à une relance après crise.  On ne connait exactement ni la nature ni les caractéristiques du modèle économique et de la politique de…

L’année commence dans le suspense  de l’attente des résultats définitifs que proclamera la Cour Electorale Spéciale sur les élections présidentielles. Qui du Dr Jean Louis Robinson et de Hery Rajaonarimampianina sera le nouveau locataire des palais d’ Ambohitsirohitra et d’Iavoloha. Les résultats provisoires de la Ceni-T ont désignent déjà un vainqueur. Mais il reste à…

Nipoaka ny fatana gaz tao amin’ny rihan’ny bloc 20 teny amin’ny fonenan’ny mpianatar teny Vontovorona ka nahamay ny trano. Soa fa tafavoaka daholo ny entana ary tsy nisy ny naratra na namoy ny ainy. Nampandrenesina ihany koa ny mpamonjy voina avy eny Tsaralalana ka tonga teny an-toerana 20 minitra taorian’ny niatombohan’ny afo.  Isan’ny nanampy ireo…

Vokatry ny ady sy ny lozam-pifamoivoizana ary ny alikaola be loatra no tena betsaka. Nihena raha ampitahaina tamin’ny salan’isa tamin’ny taona lasa ireo olona namoy ny ainy sy naiditra tao amin’ny HJRA tamin’ity fetin’ny faran’ny taona ity. Olona 5 no namoy ny ainy, ary 177 kosa no noraisin’ny tao amin’ny sampan mpamonjy voina teny an-toerana.…

2014 : Accueillie dans la prière, dans de nombreux temples et églises

Mardi soir, les douze coups de minuit ont été attendus dans la joie et par des prières dans nombreux temples et églises d’Antananarivo. De nombreux fidèles ont choisi de réveillonner au temple, en exprimant leur joie d’accueillir ensemble la nouvelle année. L’atmosphère était généralement fort animée : chants et cantiques étaient entonnés et les visages étaient…