Day: 24 janvier 2014

Mpanendaka gaigilahy roa no nosamborin’ny pôlisy avy ao amin’ny boriborintany faha-6  teny Tsararay Ambohimanarina ny alarobia teo tokony ho tany amin’ny 1 ora. Fiaraha-miasa eo amin’ny andrimasom-pokonolona no nahitana izao vokatra izao. Izany Benasolo izany, 20 taona sy Rado Kely 19 taona no anaran’izy roalahy ireto. Eny amin’iny faritra Ambohimanarina iny no tena famelezan-dry zalahy.…

# Din Rotsaka et Flave au Jao’s Pub Ambiance tropicale chez Jaojoby ce soir ! A l’affiche ? Flave et Din Rotsaka. Le chanteur qui est désormais un habitué du Jao’s Pub va faire danser les noctambules et les amateurs de musique mafana jusqu’au bout de la nuit. Différentes animations, avec de nombreux lots offerts par THB…

Elevage : Bonne performance malgré le piètre budget

Le fonds de l’élevage (FEL) a atteint 1,1 milliards d’Ariary en fin 2013. Mais le ministère espère que ce chiffre atteindra les 3 milliards vers la fin de cette année. En effet, seulement 400 millions d’Ariary sur ce fonds ont été utilisés l’année dernière, alors que les réalisations ont été importantes, d’après le bilan exposé…

Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety omaly hariva tamin’ny 3 ora, teny Ankadilàlana, ny tompon’andrikitra voalohany amin’ny fitandroana ny filaminana mikasika ny lanonana eny Mahamasina amin’ny lanonam-belirano ,hataon’ny Filoham-pirenena voafidim-bahoaka  Hery Rajaonarimampianina.Tamin’izany no nilazan’Atoa Rakotoarimanana Florens CIRGN , fa ho hentitra ny mpitandro filamina amin’io andro io. Anisan’ny nolazainy tamin’izany fa ireo olona rehetra hiditra…

Olona iray trano, ao anatin’ny fianakaviana iray, no indray naiditra hopitaly. Ny anton’izany dia noho ny fihinanana sakafo izay ahiana ho ratsy ny menaka nampiasaina. Nanomboka tamin’ny enina ora hariva ka hatramin’ny sivy ora alina, afakomaly, no notaterina tsikelikely tao amin’ny hopitaly Hjra ireo olona. Tao ny lehibe, tao ny ankizy kely. Ny marina dia…

Quel sort pour les 4×4 de Camille Vital ?  La réponse sera probablement connue dans les jours ou les semaines qui viennent. En effet, ces voitures qui ont fait couler beaucoup d’encre durant la dernière campagne électorale ont déjà passé le délai à partir duquel l’administration peut déclencher la procédure de mise en vente aux enchères…

Des mesures d’adaptation sont déjà prises étant donné que la Grande île fait partie des pays les plus vulnérables. A l’issue de la 17e Conférence des Parties, les Pays Moins Avancés sont tenus à élaborer leur plan d’adaptation national pour lutter contre le changement climatique. Les bailleurs de fonds sont prêts à financer leur mise…

Varotra rongony : Olona roa nosamborin’ny polisy

Olona roa no nosamborin’ny polisy misahana ny ady amin’ny zavamahadomelina ao Anosy, ny 22 janoary 2014. Tratra nivarotra rongony ary efa tena malaza ratsy tokoa, araka ny filazan’ny manodidina eny amin’ny tanàna ipetrahany izy ireo. Ny voaloahany dia R. Prosper, 19 taona, monina eny Ambanidia.Tratra tao an-tranony, teo m-pivarotana rongony izy ary nahitana fonosana  27…

La Communauté internationale sera fortement représentée demain à Mahamasina pour la cérémonie solennelle d’investiture du nouveau président, Hery Rajaonarimampianina. Une présence massive dont bon nombre d’observateurs considèrent comme « de la reconnaissance ». A noter entre autres, la présence de quatre présidents de la République, à savoir le président comorien, Ikililou Dhoinine qui sera accompagné par l’ancien…