Day: 3 février 2014

Tsy mifidy sokajin-taona na saranga intsony ny asa ratsy amin’izao. Ny asabotsy teo dia tovolahy mbola mpianatra no tratehaky ny olona nanendaka ramatoa iray niantsena tao bazary Sacma Toliara. Very avokoa ny vola rehetra saika hividianana entana niampy finday avo lenta. Valalanina ilay ramatoa ka hany heriny nindrana findain’olona niantsoany ny azy. Akory anefa ny…

Pétanque : Patou, Diviesh et Solo bons pour la Thaïlande !

Le verdict des qualifications pour les Masters de Thaïlande a accouché d’une triplette jusque-là inconnue mais qui a réussi à damer le pion aux 44 autres équipes présentes au CBT. Et quelles équipes ! Les jeux sont faits pour les qualifications malgaches pour les 4e Masters de Thaïlande du 8 et 9 mars à Pattaya. L’honneur…

Ny asabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny  fito ora sy sasany no tonga nanafika ny jiolahy  dimy izay samy tsy nisy nisaron-tava. Tokantrano roa, izay samy toeram-pivarotana avokoa, etsy Talatamaty no lasibatra. Tsena roa mifanakaiky izy ireo ary nitovy tanteraka ny fahavoazana : vola mitentina ariary 200.000 isaky ny toeram-pivarotana no lasan’ny jiolahy. Tsy nisy…

Me Hanitra au Magro : Pour la libération des détenus politiques et la réouverture de la Radio Fahazavana

Malgré la promesse d’adhésion au gouvernement d’ouverture annoncée par le président Hery Rajaonarimampianina, les « Zanak’i Dada » entendent poursuivre leur manifestation au Magro. Les partisans de l’ancien président, Marc Ravalomanana poursuivent leur manifestation au Magro même si les leaders de cette mouvance politique ont déjà reconnu la victoire du candidat du « Hery Vaovao ho an’i Madagasikara »,…

Diviesh, un nom désormais à retenir !

Le milieu de l’équipe victorieuse des qualifications pour les Masters de Thaïlande 2014 a tout pour plaire. Formé pour être tireur, Diviesh, car il s‘agit de ce jeune bouliste d’à peine 21 ans, a également du talent en pointe. Bien des fois, il a réussi à sauver son équipe d’une situation embarrassante. Et quand il…

Teo ampiandrasam-paty ny alin’ny zoma teo , nisavoritaka ny eran’ny trano, ka sanganehana ny fianakavian’ny maty, satria ramatoa iray tsy mponina eo an-tanàna sady tsy havan’ny nidonam-pahoriana no nanao fihetsika hafahafa nanaitra ny rehetra, tra-tehaka niaraka tamin’ny gony iray lehibe mamofona. Rehefa nosavain’ny fianakavian’ny nana-manjo izany dia hita fa odigasy avokoa no tao anatiny. Rehefa…

Malgré tous les critiques émises à l’encontre du projet « Voie verte » de la CUA (en partenariat avec l’Institut des Métiers de la Ville et la Région Ile-de-France) dans le dessein d’embellir la ville, du coté d’Ankaditapaka- Ankadifotsy, la municipalité semble être déterminée à avancer. Cependant, la commune, à travers Lalaina Razafindrazaka, adjointe au…

# Behenjy : lozam-pifamoivoizana nandratra olona. Fiara  Hyundai  iray nandona olona ka nandratra rangahy iray tokony  ho 50 taona eo. Ny zoma lasa teo no nitrangan’izany teo amin’ny làlam-pirenena  fahafito (RN7), PK33. Handeha hihazo an’Antsirabe ity fiara tradoza ity. Olona nandeha  an-tongotra kosa ilay naratra, raha araka ny fanampim-baovao. Nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana CSB II…

Tomany, alahelo ary hatezerana. Izay no indray hita nisoritra teny amin’ny olona rehefa niseho ity lozam-pifamoivoizana nitarika fahafatesana ity. Ny asabotsy teo, manodidina ny tamin’ny folo ora antoandro, akaiky an’I Sahavalaina, tanàna iray izay 30 kilaometatra tsy hidirana an’i Brickaville no nifandona ny “taxi-brousse” iray an’ny kaoperativa Anjara Trans sy ny kamiao iray nandeha tamin’ny…

Lalao Ravalomanana : Plus de notam à son retour !

  « Dada » n’est pas encore rentré, mais c’est « Neny » qui l’a rejoint en Afrique du Sud. Elle est repartie en Afrique du Sud le jeudi 30 janvier 2014. Soit après un séjour de 11 mois et trois semaines au pays. Lalao Ravalomanana car il s’agit d’elle, était effectivement rentrée à Madagascar le 11 mars 2013,…