Day: 19 mars 2014

Very hevitra ankehitriny ireo mpividy omby halatra na “patron’omby” any amin’ny manodidina an’Ambalavao. Tsy vitan’ny nosavain’ny zandary fotsiny mantsy ny taratasy sandoka izay fampiasan’izy ireo amin’ny fividianana ireo biby halatra fa tena nosamborina mihitsy ny maro tamin’ireo olona. Mitady lalana any amin’ny kolikoly sy fanaovana taratasy sandoka amin’ny endriny hafa indray izy ireo, raha araka…

Fanafihana ny « perception » : Vola 600 tapitrisa ariary no efa tafaverina

Nandeha araka ny tokony ho izy ihany ny fizaram-bola ho an’ireo zokiolona omaly na dia teo aza ny fanahiana maro vokatr’iny asan-jiolahy iny. Efa misy ampaham-bola tafaverina momba ilay fanafihana  nahafaty jiolahy telo tetsy Analahamitsy. Raha araka ny vaovao azo teo anivon’ny mpitandro ny filaminana dia mitentina 600 tapitrisa ariary izany. Olona efatra no karohina…

Début du procès du tristement célèbre Djaffar Younouss, hier, au tribunal correctionnel. Il a comparu et pour la première fois depuis son incarcération pour des affaires de kidnappings. La première concerne l’enlèvement en 2010 d’un ressortissant indo-pakistanais, le patron d’un commerce de pièces automobiles à Tsaralalàna. La seconde victime a été la fille d’un richissime…

Lutte contre la cécité : Renouvellement de partenariat entre le LSFM et Ny Havana

Le Lions Sight First Madagascar (LSFM) et la compagnie d’Assurances  et de Réassurances « Ny Havana » ont procédé à la signature d’une convention pour le renouvellement de partenariat, dans le cadre de la lutte contre la cécité, hier. En fait, depuis 2012, le LSFM a déjà bénéficié de l’appui moral et financier de ladite compagnie. Ce…

Blanchiment d’argent et trafic d’or : Intervention suspecte d’un conseiller du président et d’un Général de la Police

Les indo-pakistanais qui se trouvent dans le collimateur de la chaîne pénale cherchent une protection au haut lieu. L’affaire de blanchiment d’argent et de trafic d’or qui implique une famille indo-pakistanaise ayant une grande propriété à Tsaralalana et un grand magasin à Andraharo connaît un nouveau rebondissement.  En effet, on a appris hier qu’outre le…

Novonoiny ny  mpiara-miasa aminy noho ny fialonana. Samy nilahatra vola niaraka izy ireo no niakatra tampoka ny hafanana teo amin’ny roa tonta noho ny fifamaliana. Tsy mba vita teo anefa ny lonilony, satria nony  alina dia tonga tany amin’ny tranony ilay olona ary nikapa ny lohany tamin’ny famaky. Nanomboka  teo ny fitadiavan’ny zandary ilay nahavanon-doza.…

Niatrika ny Mpitsara mpanao famotorana, omaly ny mpamily ilay taxi-be nahafaty ankizy roa tamin’ny herinandro lasa teo. Nanapakevitra ny mpitsara fa hotanana am-ponja vonjy maika izy io. Raha tsiahivina ny zavatra niseho dia tahaka izao. Tamin’ny zoma lasa, nandona ankizy nandeha tamin’ny sisin-dalana ny fiara nentin’io olona io. Fantatra taorian’izany fa maty ireo ankizy ireo…

« Opération armes à feu » : Consignes strictes dans les casernes

De sources proches des Forces de l’ordre, les services de renseignements de l’Armée malagasy, de la Gendarmerie et de la Police nationale auraient reçu une information selon laquelle des malfaiteurs entreprennent actuellement une « opération armes à feu ». Une opération qui consisterait à brutaliser, puis voler l’arme, notamment des gardes du corps et des éléments de…