Day: 20 mars 2014

Le terrain a été érigé suivant toutes les normes et incontestablement le plus luxueux du genre dans la Grande Île. Mais derrière toute cette beauté, une guéguerre judiciaire relative à un litige foncier concerné se tient. Au début, une association a été aidée financièrement par un groupe de grande envergure basé à New-Delhi. Une fois…

Agriculture : Hausse impérative de la production, selon la FAO

L’économie malgache compte sur le secteur minier, pour sa relance. Mais l’agriculture présente également de grandes opportunités, d’après le dernier rapport du FAO (Food and Agriculture Organization). Ce rapport concerne toutes les données sur la couverture végétale de la planète. En effet, la FAO estime que la production vivrière mondiale devra augmenter de 60 %,…

Hery Rajaonarimampianina : Rencontre avec Linda Greenfield au Département d’Etat

Même s’il neigeait à Washington, le Président a réussi  à dégeler les relations avec les Etats-Unis qui étaient en …froid avec Madagascar depuis mars 2009. La symbolique est d’autant plus forte que durant ces 5 dernières années, aucun membre du régime n’a pu se rendre dans la capitale fédérale américaine. Contrairement au nouveau Président de…

Lehilahy  iray manodidina ny 56 taona eo no maty nilatsaham-potaka ny talata 18 martsa lasa teo tao Mahazoarivo, tokony ho tamin’ny 5 ora hariva teo. Raha somary niato ny orana teto Antsirabe fotana vitsivitsy lasa izay dia niverina indray izany ankehitriny. Saika miaraka amin’ny kotro-baratra mehery vaika hatrany ny ora mikija ho an’ny renivohtr’i Vakinankaratra  tato…

Fanafihana Analamahitsy : Misy vehivavy iray voasambotra, vola 774.328.000ar tafaverina

Nampanantena ny mpitandro filaminana fa tsy maintsy ho fantatra ny niavian’ny basy azo eny amin’ny jiolahy. Nanao valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly teny Anosy, ny tompon’andraikitra ao amin’ny “brigade criminelle” mikasika ilay fanafihana ny “Perception” teny Analamahitsy tamin’ny alatsinainy teo. Mandeha miandalana ny fanadihadiana ataon’izy ireo. Fantatra amin’izao fotoana izao fa misy olona roa…

Lasa faritra anjakan’ny mpandendaka amin’izao fotoana izao eny an-toerana, izay vao nahitana fatin’olona tamin’ny herinandro. Ny alin’ny talata teo, tokony ho tamin’y 8 ora, tovolahy iray hamonjy fodiana no sendra mpanendaaka maromaro teny Andrainarivo. Vokany, lasan’ireo olon-dratsy avokoa ny zavatra tany aminy : vola, finday. Rehefa azon’ireo olon-dratsy izany dia mbola nodidian-dry zalahy tamin’ny antsy…

Ny sabotsy lasa teo no nanatanteraka fitokonana ireto mpamboly fary tany Ambilobe, izay nitaraina noho ny fanapahana ny karaman’izy ireo mikasika hetra, sy ny sazy izay tokony ho efa naloa tamin’ny taona 2012. Nanoloana izany dia nandray andraikitra ireo manampahefana tany an-toerana ka nanao fivoriana maika handaminana ny raharaha. Tapaka tamin’izany ary fa hofoanana ireo…

Le couperet est tombé pour Djaffar et consorts. A l’issue de deux jours de procès, le tribunal a prononcé son verdict. Dix ans de travaux forcés pour Djaffar, Fab Mince, Brichard, Mosa, Manda et  Jah Be. Ils sont accusés d’enlèvement de personnes, de détention d’armes sans autorisation, de séquestration, d’association de malfaiteurs et de complicité…