Day: 21 mars 2014

Ny harivan’ny alarobia teo, tamin’ny fotoana nisian’ny oram-baratra iny, fantatra fa olona roa no namoy ny ainy teny amin’ny kaominina Masindray. Nirefodrefotra tsy nisy ohatran’izany ny varatra. Avy eny an-tsaha izy ireo hamonjy fodiana, vavy sy lahy. Voalaza fa maty tsy tra-drano izy ireo. May tanteraka ny vatany. Teny amin’ny faritry Tanjombato koa dia nisy…

Nitrangana fanolanana mamoehitra indray tany Belo Tsiribihina tamin’ny herinandro ity. Loza, fa ny raibeny izay efa mananika ny 60 taona no nahavita nanolana ny zafiny izay vao 9 taona monja. Somokotra sy variana amin’ny asa man-draharaha ny rehetra tao amin’ny fianakaviana, ka nitsiry ny hevi-dratsin’ny dadabe ary nanamparany ny filan-dratsiny ilay tsy manan-tsiny. Ilay ankizivavikely…

La cérémonie de remise de distinction honorifique au Consultant auprès de l’Organisation Internationale de la Francophonie, le Professeur Rajaona Andrianaivo Ravelona et au Représentant résident du Bureau de la JICA, Sasadate Koichi s’est tenue hier au Ministère des Affaires Etrangères à Anosy. Une cérémonie qui a coïncidé avec la célébration de la Journée de la…

Omaly, nanaitra ny zavanisy tany Toliara, nikatona avokoa tsy nisy nisokatra na dia iray aza ireo magazay sy toeram-pivarotana karana hatramin’ny trano fandraisam-bahiny. Vetivety dia niely ny tsaho eran’ny tanàna ary niroaroa saina ny mpanjifa sy ireo mpividy entana. Nisy andian’olona ihany koa moa nivorivory teo Bazaribe ka nanampy trotraka ny radio voatavo nampikorontan-tsaina ny…

Jiolahy roa no fantatra fa maty voatifitry ny zandary ary iray voasambotra tamin’ny talata tany amin’ny faritry Fenoarivobe. Fantatra fa avy nanendaka olona nitondra volabe 2 tapitrisa ariary nandeha moto ireo jiolahy ireo. Raikitra ny fifampitifirana tamin’ny zandary rehefa narahana izay nalehany. Tamin’izany no naha lavo ny roa. Io andro io, hamonjy tsena any Mahitsy…

Analakely : Lehilahy nanolana zana-bady, nosamborin’ny polisy

Noferany tsy hiteniteny ilay zaza. Vaky ihany anefa ny nafenina taty aoriana. Raim-pianakaviana iray mipetraka eny Soavina Atsimondrano no nosamborin’ny Polisy misahana ny vehivavy sy ny zaza tsy ampy taona etsy Anosy ny alarobia lasa teo teny amin’ny toeram-piasany teny Analakely tamin’ny folo ora maraina. Araka ny fantatra dia voalaza izy io fa nanolana ny…

Ny alin’ny 18martsa teo no nampandre ny tomponandraikitra tao an-tanàna ny lehilahy iray, fa misy manafika ny tokan-trano iray ao akaikiny.Vetivety dia tonga teny an-toerana nanao ny famonjena ny zandary tany an-toerana ka niaraka tamin’ny fokonolona mba hanao ny fisamborana ireto jiolahy. Tsy nahavita na inona na inona ireto mpanafika teo anatrehan’izany ka nitifittra ilay…

Après sa tournée américaine, le Président Hery Rajaonarimampianina  poursuit son programme en France avant de rentrer au pays. Il participera  exceptionnellement  ce matin à l’Atelier  Madagascar organisé par Ubi France sur le thème « Madagascar, un potentiel à «re» découvrir ». L’ouverture de cet atelier qui réunira de nombreux investisseurs français et opérateurs économiques Malgaches sera faite…