Day: 24 mars 2014

Oui, il est temps de restructurer les forces armées. Les  missions axées sur la défense du territoire ne suffisent plus pour faire face aux nouvelles menaces dites asymétriques. « La forte évolution impose une réflexion globale sur l’adaptation des forces armées aux nouveaux enjeux de défense et de sécurité », a souligné le Commandant de l’Académie Militaire…

Après Anosibe (Antananarivo), le fisc continue de terroriser à Tamatave, Fénérive-Est et Soanierana Ivongo. L’administration fiscale procède de la même façon qu’à Anosibe pour forcer les gens à payer leurs impôts, avec la présence massive des forces de l’ordre. Les commerçants de Tamatave étaient obligés de fermer les portes de leurs magasins pour contester cette…

Manana mpanome vaovao azy ireo mpandroba matoa mahalala ny fisian’ny volabe any amin’ny trano angalarany. Ny alin’ny zoma tokony ho tany amin’ny 8 ora sy sasany tany ho any, trano roa no fantatra fa notafihan’ny jiolahy nirongo basy tany amin’ny tanàna antsoina hoe Faravohitra, any amin’ny disitirikan’i Faratsiho. Vokany: lasa tamin’izany ny vola mahatratra hatrany…

Mahazo vahana any amin’ny distrikan’ Amboasary Atsimo, faritra Anosy, amin’izao ny fanafihan-dahalo arahina fanapahana tenda. Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy, araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, olona dimy no maty voatapa-bozona. Tranga niseho farany, ny alakamisy teo, lehilahy iray 35 taona no maty nihosin-dra tapa-doha. Tovolahy voalaza fa nangalatra tratran’ny tompon’entana no novonoina tamin’ny fomba feno…

Stella, entre rock et salegy

Mélomanes et noctambules ont découvert une étoile montante d’un genre nouveau au Pub vendredi dernier. Celle qui se fait appeler Stella Afro a frappé fort avec un mélange assez surprenant. Rock dans l’attitude et le look mais « tropicale », enfin salegy,  dans sa manière de bouger ! Partagée entre ces deux rythmes, Stella Afro n’a pu se…

Tamin’ny zoma lasa teo no nahatratraran’ny tompon’andrikitra « bois de rose » miisa hatrany amin’ny 600 tany ho any tany amin’ny helondranon’i Manantenina, any Taolagnaro, faritra Anosy, bolabolan’andramena miisa hatrany amin’ny 600 tao anaty sambo iray. Efa vonona handeha mihitsy ity sambo ity no nihitsoka teny an-dranomasina. Tonga ny tompon’andrikitra nanao ny fisavana ka tamin’izany no nahasarona…

Pour les championnats d’Afrique du 1 au 4 Avril au Cameroun, la fédération vient de sortir la liste des partants. Comme chef de délégation, le président de la fédération Briand Andrianirina et ils emmènent avec eux deux entraîneurs nationaux à savoir Boto Gilbert et Rasoanaivo Marcel. Les partants Hommes Heriniaina Jean Christian, Rasolomampiandra Billy Augustino,…

Ny alin’ny alakamisy teo tokoa, ny hariva niavian’ny orana, nitohana be ny fifamoivozana nanomboka tety amin’ny garage aty amin’ny 67 ha atsimo miazo ny lalana mankany Itaosy iny. Nisy fotoana tsy nihetsika mihitsy ny fiara ary tety amin’ny SINPA no nisy andrin-jiro  nirehitra ka anisan’ny nampitohana be ny fiara . Anisan’ny mampimenomenona ny mponina koa moa…

Nisehoana halatra omby tany amin’ny tanàna iray tsy lavitra an’Ibity, any Antsirabe II, tamin’ny alakamisy lasa teo. Dahalo miisa hatrany amin’ny 7 nitondra basim-borona no tonga nangalatra. Lasa tamin’izany ny omby telo. Nampandrenesina ny zandary ka raikitra ny fanarahan-dia niarahan’ny fokonolona sy ny mpitandro filaminana. Raiktra teny an-dalana ny fifampitifirana ka fokonolona iray no voa…