Day: 25 mars 2014

Les grands bailleurs de fonds multilatéraux sont bel et bien de retour. Le Président de la République Hery Rajaonarimampianina a annoncé hier, lors de la conférence de presse tenue à son arrivée à Ivato que la Banque Mondiale dispose actuellement de 300 millions de dollars de financements pour Madagascar. Immédiatement disponibles, ces fonds serviront probablement…

Tao amin’ny tanàna atao hoe Ankotika, kôminy Tsivory, ny alahady teo, omby-190 no indray nalain’ny malaso anjatony. Very tamin’izany ny basin’ny tompon’omby miisa efatra, olona roa tompon’omby no maty vokatry ny tifitra nahazo azy teo amin’ny kibony sy manakaiky ny fony. Tsy mbola hita popoka ny nitondran’ireto olon-dratsy ireo omby ireo. Mbola tao amin’ny kôminy…

Afaka Iray : Des vivres pour les habitants de la haute ville

L’association humanitaire « Afaka Iray » s’est encore une fois occupé des habitants les plus démunis de Tana. Cette fois-ci, ce sont ceux de la haute ville qui ont pu bénéficier de ses aides. Ainsi, plus de 200 personnes issues des fokontany d’Andohamandry, d’Ambohipotsy, d’Andafiavaratra, et d’Avaradrova ont reçu des produits de première nécessité : du riz, différents…

Ny antoandron’ny alatsinainy teo raha iny handeha hianatra hiditra amin’ny roa  iny ity tovovavikely tokony ho folo taona eo ho eo no norebireben’ity vehivavy iray. Tsy hay marina ny fomba nampiresahany an’ity tovovavy kely fa dia efa nisefosefo nitomany avy any vao nitantara ny zavamisy , lasa tamin’izany  ny kavina volamena teny an-tsofiny. Be dia…

Les habitants de la ville de Mahajanga sont sur leur garde suite aux différents événements qui se sont produits dans la ville ces derniers temps.  A l’heure actuelle, le pire est à craindre dans la ville de Mahajanga, surtout après l’arrestation du 2e adjoint du PDS de la ville, vers la fin de la semaine…

# – Andrefan’Ambohijanahary. Mpitondra moto maty. Ny alahady alina tokony ho tmain’ny 8 ora, nisy lozam-pifamoivoizana niseho teny Andrafan’Ambohijanahary. Moto iray no nifandona tamina fiara. Vokany, maty vokatr’izany ilay nitondra kodiaran-droa. # – Manjakaray. Mpanendaka tratra. Nitàna basy  Rainitelo ary nanendaka ramatoa iray izay sendra nandalo teny an-toerana. Lasan’itsy voalohany ny paoketra izay nisy vola.…