Day: 26 mars 2014

Réunion du GIC-M à Tana : Un haut responsable américain et des représentants de la SADC attendus

La Communauté internationale fera l’évaluation de la situation à Madagascar deux mois après l’investiture du nouveau président Hery Rajaonarimampianina. Le Groupe International de Contact sur Madagascar refait surface. Et ce au moment où le président Hery Rajaonarimampianina aurait la difficulté dans la nomination de son Premier Ministre. En effet, le GIC-M tiendra une importante réunion…

Nisahotaka ny olona, ny tanàna iray teo amin’ny manodidina an’i Maevantanana,  vokatry ny fanakorontanan’ny biby fiompy. Omby dimy izay nolazain’ny olona fa romotra vokatry ny fihetsiny izay tsy azo nofolahina mihitsy, no nahatonga an’izany. Natao izay rehetra nisamborana ireo biby ireo. Nifanome tànana tamin’izany na ny olon-tsotra na ny mpitandro ny filaminana. Raha ny vaovao…

Araka ny vaovao avy amin’ny polisin’ny commissariat de police any Ambatofinandrahana dia miparitaka ny basy vita gasy sy ny basy MAS 36 ary ny Kalachnikov any amin’ity Distrika ity. Misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny fokonolona sy ny Polisim-pirenena amin’ny fikatsahana ny fandriampahalemana amin’ny fanaovana ny Kalony, na ny Andrimasompokonolona, sy amin’ny fandraisana « renseignement » avy amin’ny…

Me Hanitra Razafimanantsoa : « La PMP maintient la candidature de Jules Etienne »

Il n’est pas question d’avancer un autre nom pour le moment, a soutenu l’ancienne vice-présidente du CST. Le leader de la mouvance Ravalomanana, Maître Hanitra Razafimanantsoa a démenti hier l’information selon laquelle la « Plate-forme pour la Majorité Présidentielle » (PMP) et le groupement politique « Miaraka Amin’i Président Andry Rajoelina » (MAPAR) sont actuellement en pleine négociations en…

Nifanao fotoana teo amin’ny manoloana ny lapan’ny tanànan’i Mahajanga omaly maraina ny vahoaka rehetra tsy mankasitraka ny fampidirana am-ponja ilay zazalahy 17 taona voalaza fa nanolana zazavavy 5 taona tao anaty fiara fitateram-bahoaka. Ny ray aman-dreny, ireo mpampianatra ary ireo mpiara-mianatra amin’ilay zazalahy eny amin’ny sekoly Avenir eny Ambondrona no niara-nientana tamin’izany. Nilahatra mandra-pahatonga teny…

# “Malok’ila 14 carats” sera disponible dans tout  Madagascar dès demain. C’est ce qu’a fait savoir les responsables de Scoop Digital. Les inconditionnels de la saga auront le choix entre un VCD ou un DVD. Le directeur de la maison de production a également réitéré sa lutte contre le piratage et met en garde les…

* Les femmes CRN issues des 22 régions du pays se donnent rendez-vous demain au siège du parti Kintana, à Mahazoarivo. Outre, les actualités nationales, les affaires internes de ce comité seront également examinées. Notons que cette branche du CRN a été mise en place récemment. La réconciliation nationale sera probablement au centre du débat.…