Day: 27 mars 2014

Anosibe : Trano lehibe may, potika ny entana tao ambony rihana

Raha samy mbola variana amin’ny asany ny rehetra, nisy fofona lamba may nanaitra. Nisahotaka ny mponina ary niantso « pompiers ». Omaly alarobia, nisy haitrano niseho teny Anosibe. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa toa hoe vokatry ny tsy fetezana tamin’ny tariby mitondra herinaratra no nahatonga izany fahamaizana izany. Be ihany ny zavatra simba, may tanteraka ny efitra…

Sahala ny faritra maro eto an-drenivohitra, anjakan’ny mpisam ny tanàna. Tsy mpanendaka ihany fa ao dia ao ny mpandroba mitam-basy. Omaly tamin’ny iray ora, vehivavy karana iray no sendra mpanendaka teny Analamahitsy. Avy hatrany dia nosintonin’ilay bandy ny kitapon’ilay vehivavy. Lasa nandositra izy avy eo. Tsy lasa lavitra anefa tamin’izany fandosirana izany satria latsaka tao…

Les portes des magasins grossistes à Anosibe se sont encore fermées hier matin, en signe de protestation de ces derniers contre les descentes inopinées de la DGI sur les lieux. Cette fermeture des portes coïncide d’ailleurs avec la réunion que tiennent les grossistes face aux problèmes auxquels ils font face actuellement. Une fermeture des boutiques…

UDI : Lahisoa Jean Pierre élu président

L’élection des membres du bureau du Groupement de l’Union des Députés Indépendants (UDI) s’est tenue hier. A l’issue du scrutin, le député d’Antalaha Lahisoa Jean Pierre a été élu président ; les deux Vice-présidents sont Siteny Andrianasoloniaiko et Hary Andrianarivo ; Nome Razaraniaina a été élu Secrétaire général tandis que le député Tefindrazana Jerry a été élu…

Betafo : Jiolahy mpanao fonoka mahery, saron’ny zandary

Hatramin’ny volana jolay 2013 no efa nikarohana ireto jiolahy mpamaky trano gaigilahy ireto tao amin’ny distrikan’i Betafo ary izao ry zalahy vao tratra. Nahatratra 16 ny fanafihana efa nahazoana fitarainana ka vaky trano avokoa no ankamaroany raha ny fanazavana avy tamin’ny zandarimaria. Ny alahady 23 martsa lasa eto, jiolahy efadahy no saron’ny zandary avy ao…

C’est un grand atout pour les microentrepreneurs affiliés à l’Otiv qui voient leur santé en de bonnes mains, à moindre coût. Créée en 2012, la mutuelle de santé Harena a pris en charge jusqu’à 80 % des frais de soins médicaux de tous les microentrepreneurs affiliés à l’institution de microfinance Otiv Antananarivo. Ce réseau contribue…

Ny 20 martsa teo no nisehoan’ny raharaha tao amin’ny tanànan’ Andreba. Lehilahy telo no efa niandry ny  fandalovan’ity lehilahy iray manana disadisa amin’izy ireo, fifanolanana amin’ny resaka tany moa ny fototry ny olana ka efa mifampiandriandry fotsiny ireto olona ireto. Efa tazan’izy telo lahy ary fa nandeha irery ity lehilahy no indro notorahan’izy ireo ny…

Island Africa : Trois semaines supplémentaires pour s’inscrire!

L’équipe de CODE films s’est déplacée à Madagascar pour faire passer un casting aux participants malgaches les 17 et 18 mars derniers. Les retardataires peuvent se rattraper car les inscriptions ont été rouvertes… jusqu’au 18 avril. Une nouvelle chance s’offre aux jeunes talents ! Un délai supplémentaire vient d’être accordé à tous ceux qui souhaitent…