Day: 28 mars 2014

Fahiny, nisy izany « bonze » avy any Azia  izany no nonina tao . Tsy voasoratra na koa tsy azo notononina  ny anarany  fa dia  “andrianan’Amboatany” na “Ingahirainy” no nahalalana azy. I  Marotia Norovelo , zanakandriana sakalava no nalainy ho vady ( misy milaza fa  fianakavian-dRasalimo vadin-dRadama I izy io). Isan’ireo mpiavy avy any ambadik’i Bongolava izy…

Tsy notazomina am-ponja fa kosa nandoa ny lamandy na “transaction douanière” mifanandrify amin’ny lanjan’ireo volamena saika navoaka an-tsokosoko, dia nahazo fahafahana ireo karàna roa. Mpianaka izy ireo raha araka ny fantatra. Volamena 1,7 kilao no nafenin’izy ireo tao anatin’ny entany. Efa tafiditra tany anaty fiaramanidina vao sarona ary avy tao no navoaka taty ivelany indray…

La Commune urbaine de Fianarantsoa (CUF) est défaillante et la situation se généralise. 15 mois de salaires impayés. Faute d’une bonne gouvernance, on assiste à une dégradation inexorable de la gestion de la Commune Urbaine de Fianarantsoa (CUF). Les agents de la Commune  se trouvent actuellement dans une situation alarmante. Ils n’ont pas perçu leurs…

Le championnat d’Analamanga de football va pouvoir enfin connaître son affluence des grands jours ce dimanche à Mahamasina à l’occasion du somptueux face-à-face entre Tana Formation et Elgeco+. Les férus de football auront l’occasion de se réjouir à l’occasion de la 8e journée du championnat d’Analamanga de la 1re division. Une journée qui sort de l’ordinaire,…