Day: 31 mars 2014

Tsaramasay : Lehilahy maty nananton-tena

Ny marainan’ny alahady teo ,nivarahontsana ny fianakaviana  raha nahita ity raim-pianakaviana maty niahantona tamin’ny tady tao an-trano. Lehilahy manodidina ny efapolo taona any ho any ity raim-pianakaviana maty ity ary manambady miteraka efatra, tsy hay marina ny tena antony . Nandeha nivavaka maraina mantsy ireto fianakaviany fa ity rangahy kosa nisafidy ny hijanona tao an-trano,…

48 joueurs des moins de 18 ans ont répondu présent au test de sélection, organisé par le staff technique de la Fédération malgache de rugby (FMR), samedi à Andohatapenaka.  14 joueurs parmi ces 48 ont été choisis par les techniciens pour intégrer l’ossature des présélectionnés pour les Jeux Africains de la Jeunesse. Au total, ils…

Tena matihanina tokoa fa dia tsy nisy nahare ny olona tao an-tanàna tamin’ny namoahan’ireto jiolahy tao am-bala ny omby vavy be ronono tao an-tanàna. Ny herinandro lasa teo no nisehoan’izany tao amin’ny fokontany Mahatsinjo. Handeha hitery omby maraina mantsy ny tompon’omby no valalanina fa tsy nahita intsony ny omby tao anaty vala. Rehefa natao ny…

Internet gratuit : Orange met des connexions libres via WIFI, auprès de ses kiosques

Cette nouvelle a ravi les accrocs à Internet, qui n’ont pas toujours les moyens de payer les frais de connexion. Depuis le 6 mars dernier, Orange a installé les outils adéquats pour donner la possibilité d’accéder sans frais à Internet, auprès de ses kiosques, gérés par son partenaire MADOR. « Les utilisateurs d’Internet à proximité de…