Day: 15 avril 2014

Tovolahy iray 20 taona eo ho eo, kilasy famaranana ao amin’ny lycée Philibert Tsiranana, sy tovovavy iray 15 taona, no samy dobo an-drano teny amin’ny « grand pavois » ny asabotsy folakandro teo. Io andro io mantsy no nifampitaonan’ireo mpianatra rehetra teto Mahajanga nanao fitsangantsanganana mialoha ny paska. Raha ny fitantaran’ireo namany dia tamin’ny fotoana efa avy…

Vehivavy iray no maty noho ny fahatairana tamin’ny nandravana ny tranony ny alahady lasa teo, efa niditra hopitaly ity ramatoa ity izao nondaosin’ny fahafatesana izao. Olona 150 eo ho eo no traboina tsy manan-trano amin’izao fotoana izao etsy Nanisana, niakatra ny hatezeran’ ireo rava trano satria araka ny fanazavana voaray dia mbola tsy misy fandraisana…

Dr Kolo Roger : Des centaines de C.V pour une trentaine de postes ministériels

Le nouveau Premier ministre et le président auront jusqu’à vendredi pour mettre sur pied un nouveau gouvernement d’une trentaine de membres. L’effervescence est au rendez-vous à l’Hôtel Colbert depuis ce week-end. Les partis politiques ont ouvert la danse. Ces partis politiques qui ont présenté le Dr Kolo Roger au poste du Premier ministre étaient les…

Le parti GFFM (Gideona Fandresena ny Fahantrana eto Madagasikara) présidé par Rakotovao Andriamparany et dont le président d’honneur n’est autre que le pasteur Mailhol monte au créneau pour confirmer son soutien au président Hery Rajaonarimampianina. « Ce n’est pas seulement aujourd’hui que nous soutenons le président de la République. Nous le soutenons avant même le 1er…

Tamin’ny sabotsy teo no nankalazaina ny faha-55 taonan’ny Lycée Privé Rasalama eny Andravoahangy Ambony. Fanompoam-pivavahana teo amin’ny tokotany malalaka no nanombohana ny fankalazana, izay narahan’ny fihetsiketsehana samy hafa. Nisy ihany koa ny fampirantiana ny tantaran’ny sekoly izay nitondra ny anarana Kolejy Rasalama tamin’izany fotoana izany. Tonga teny an-toerana ny solontenam-panjakna, nahitana ny DREN sy ny…