Day: 23 avril 2014

La lutte contre la pauvreté est le premier objectif du ministère des Finances et du Budget, a déclaré le nouveau ministre Jean Razafindravonona, lors de la passation de service avec le ministre sortant, Lantoniaina Rasoloelison. « Nous appliquerons une politique de développement inclusif et durable, pour que chacun participe au développement du pays, et en bénéficie.…

Tranga tsy faheno firy no nisy tany amin’ny kômina ambanivolon’ Ifotaka, distrikan’Amboasary Atsimo ny faran’ny herinandro teo iny. Ny zoma teo, araka ny loharanom-baovao azo antoka, tadiavin’ireo malaso an-jatony hotafihana ny tobin’ny zandary ao Ifotaka. Noho ny hery sy ny fitaovana ampiasaina tsy mitovy, mivarahontsana, matahotra ireo mpitandro filaminana any an-toerana. Voatery niantsovonjy nila tanana…

Olana ara-pitiavana no nitarika azy hamoifo. Nisaoty tao amin’ny farihin’Itasy izy, teo amin’ny toerana iray mangingina, ny alatsinain’ny paska teo. Izy efa natsingevan’ny rano, tsy nihetsika intsony, vao nisy nahita. Isan’ny lalina ary miovaova be ny ao ambanin’ny farihin’Itasy noho izy vôlkanika. Sarotra arak’izany ny manavo-tena ao amin’ny ranon’I Kavitaha, anarana iray azo iantsoana azy…

Ministère de la Jeunesse et des Sports : Le nouveau ministre fixe les règles d’entrée !

La Place Goulette s’offre depuis hier un nouveau patron avec Jean Anicet Andriamosarisoa qui cumule la fonction du ministre des Sports et celle de la Jeunesse. La passation entre les deux ministres des Sports, l’ancien Botralahy Gérard, et le nouveau Jean Anicet Andriamosarisoa, s’est tenue hier à la Place Goulette devant une foule immense dont…

Sambo avy any amin’ny firenena arabo ka hanatitra solika ao Diégo. Bahamas no anarany ary niraikitra amin’ny fasika ny lohany ka nitarika fahatapahan’ny ilany kely aminy izany. Omaly dia tonga tany Antsiranana ny ekipa teknika nanao ny fanadihadiana rehetra mba hitadiavana vahaolana amin’izay tsy haharendrika ny sambo. Tapaka tamin’izany fa mila esorina ao anatiny ny…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray omaly maraina teny 67 ha Atsimo, akaikin’ny fiantsonana taksibe 30, tokony ho tamin’ny 9 ora teo. Ramatoabe iray handeha hiantsena no safotra nondomina bisikileta nandeha mafy avy any Ampasika. Niampita arabe ity ramatoa be 70 taona ity, ka izy hiakatra ny “trottoir” iny no voadona. Nitrosona tamin’ny tany izy ary…

Antoetra-Zafimaniry : Distribution de WC Famoplast

Le 28 avril prochain dans la commune rurale d’Antoetra-Zafimaniry, district d’Ambositra, aura lieu la distribution pour la première vague, de 50 plaques de WC Famoplast aux habitants. Cette opération rentre dans le cadre de la lutte contre la défécation à l’air libre. L’initiative a été rendue possible, grâce à la collaboration de l’association Babakoto France…