Day: 6 mai 2014

Nitaraina ny fianakavian’ilay ankizy notifirin’ny polisy, ilay nihevitra fa mpangalatra ilay ankizy lahy. Tamin’ny sabotsy lasa teo, notifiran’ny polisy ny ankizy iray teny Analakininina Toamasina. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa noheverin’ireo polisy telo lahy ho mpangalatra solika izy io. Rehefa nozohiana anefa ny fandehan-javatra dia nisy ny olona niteny fa mamomamo ilay polisy nitifitra tamin’io…

Fikambanana roa samihafa no nifandona noho ny resaka ady trano. Raha ny fanazavana azo dia teo anivon’ny fikambanana samy mpianatr’Antanananarivo miray (mafami) sy ry zareo eo anivon’ny bako zetra Alaotra Mangoro Ambatondrazaka mitambatra (BAMAMI) no nisy ny tsy fifanarahana. Raha ny fanazavana azo dia nifandimpatra tanteraka ny fifandrindran’ny trano teo anivon’ireo fikambanana roa tonta ireo.…

“Tontolo iainana” no teny filamatra nosafinidin’ny federasiona Eropeana Soroptimist ho an’ny ity taona 2014 ity. Tsy miala ao anatin’ny tontolo iainana ny tarigetra ho club soroptimist eto Madagasikara fa nisafidy ny hoe “sekoly maitso” ihany koa. Ho fametrahana io teny filamatra io dia mikarakaraka fifaninana ny SIUM “Soroptimist International Union Malagasy ka izay sekoly mahazo…

Elle a marqué l’histoire malgache du XXe siècle tant par son engagement politique que social. A l’occasion du 85e anniversaire de sa naissance, sa famille et les entités auxquelles elle a apporté un dévouement actif ont décidé de lui consacrer une semaine d’hommage au cours de laquelle auront lieu plusieurs événements. En fait, cela durera…