Day: 9 mai 2014

Tany misy taratasy mazava tsara no solokian’ny sasany amidy. Ary dia tena misy roboka amin’izany tokoa. Tany iray antsoina hoe alatsinainy, parcelle 49, ao amin’ny kaominina Ambohitriniandriana no voakasika. Manana velarana 1ha sy 20 ara mahery izy io. Rehefa hitan’ireo mpisoloky fa tsy misy mipetraka intsony ny tany dia namidin’izy ireo tamin’ny taratasy hosoka. Vitany…

Zazalahy 13 taona no voaodonan’ny kamiao ny larobia 07 may tamin’ny 06 ora sy 10 minitra, raha nirahina handeha hividy kafe maraina izy teo Andranokobaka lalam-pirenena faharoa raha 5km miala an’i Moramanga, hihazo an’Antananarivo;vao nahavita ny fanadinana andrana CEPE ka hiomana ny handeha hody, satria miakatra ny renivohitra no manao fanadinana toy itony ary mbola…

Ny fiandohan’ny herinandro teo, lehilahy iray fantatra fa mpividy volamena no nosakanan’ny jiolahy teny an-dàlana. Tany amin’ny toerana antsoina hoe Marovato any Andilamena no nisehoan’ity fandrobana sy vono olona ity. Tsy fantatra na efa narahan’ireo olon-dratsy izy na ahoana fa rehefa tamin’ny toerana mangina dia nosakanan-dry zalahy ary nasainy nanome azy ny vola sy ny…

RFC : De nombreuses innovations pour la 9e édition

Les rencontres du film court sont lancées. Les organisateurs, pour cette 9e édition, ont décidé d’apporter de nombreuses innovations. La manifestation s’étalera sur une semaine. Avec Laza Razanajatovo et son équipe, les RFC se suivent mais ne se ressemblent jamais ! Vivier à talents, de créativités et d’ingéniosités, le festival dédié aux films courts, à l’aube…