Day: 10 mai 2014

# Christian Reggasy dans la peau de Bob Marley. Hommage à la légende du reggae ! Tous les 11 mai, Christian et son équipe donnent toujours une représentation en souvenir de leur idole. Demain, il ne dérogera pas à la règle et investira le Pub, non pas pour une mais deux représentations. Pour l’une ou pour…

« Certes, votre programme est très bien ficelé M. le Premier ministre mais qu’est ce que la pauvreté ? ». Ces propos d’une députée Mapar, parti très critique depuis un bon moment envers le régime au pouvoir, résument globalement l’accueil que les membres de l’Assemblée ont réservé hier à la politique générale de l’Etat développée par le Premier…

Antsakaviro : Taxi-be tapaka « frein », olona 7 naratra

Na dia kivy aza ny mpanjifa amin’ny hafitsoky ny fiara mpitatitra, tsy maintsy mandray taxi-be. Omaly tamin’ny 12 ora mahery tany ho any, nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Antsakaviro. Taxi-be iray 128 no niteraka izany. Araka ny loharanom-baovao, tapaka ny “frein” ary tsy voafehan’ny mpamily intsony ilay fiara. Nitady ny hevitra rehetra hampijanonana azy ny mpamily. Fiara…

Ny alarobia 6 may no voasambotra ity tovolahy teratany karàna antsoina hoe Kevin. Ny tao amin’ny seksiona 1 tao amin’ny borigady misahana ny heloka bevava no nahasarona azy. Tompon’antoka tamin’ny fanaovana hosoka amin’ny taratasin’ny fiara izay nentina nisolokiana olona ny lehilahy. Tena mahay tokoa ranamana satria irony fiara mihaja sy lafo vidy, toy ny marika…

C’est une certitude, la Ligue d’Analamanga veut encore ratisser large après son titre au dernier Critérium national de la génération 2000. C’est ainsi qu’en partenariat avec Orange Madagascar, Tota Henintsoa Rakotoarimanana et son équipe de la ligue d’Analamanga va organiser, du 17 au 31 mai pour les éliminatoires et le 7 et 8 juin pour…

Le taux de croissance économique de Madagascar sera à deux chiffres, s’il est de 7 % actuellement, d’après les propos du Premier ministre Kolo Roger, lors de la présentation de la Politique générale de l’Etat devant les députés de Madagascar. Par ailleurs, il a noté la nécessité d’efforts à entreprendre, faute de bonne gouvernance durant…

Tao anatin’ny herinandro vitsivitsy, nirongatra ny vaky trano teny amin’ny fokontany Akorondrano Andranomahery. Tamin’ny alarobia alina, trano fivarotana sakafo no fantatra fa nisy namaky. Saika lasan’ilay mpangalatra avokoa ny vilany tao anatiny. Ireo mponina eny an-toerana, nilaza tamin’io alina io, fa tsy natory mihitsy. Raikitrra ny antso vonjy. Nisy olona iray nampiahiahy ny rehetra. Ny…