Day: 15 mai 2014

Ils sont 28 délinquants mineurs de l’Ecole Educative des Mineurs Antanimora (EEM), qui viennent de bénéficier d’une formation professionnelle en maroquinerie, en vannerie, et en savonnerie. Une formation de six mois offerte par l’association Grandir Dignement, à l’issue d’un financement de l’Union européenne. D’après Hellène Muller, Coordonnateur national de ladite association, le but est de…

# Andoharanofotsy. Rangahy 80 taona voafaokan’ny fiara. Teo amin’ny tanàna iray antsoiana hoe Hazomaty RN7 (PK12+600), nivaoka avy ao amin’ny elakelan-trano mihazo ny arabe ity rangahy no voarain’ny ridelle ana fiara, ka avy hatrany dia nipitika tany anaty tatatra ary naratrta mafy. Avy hatrany dia nentina notsaboina tany amin’ny HJRA. # Ambohimanambola. Olona 5 voapoizin’ny…

Fisandohana sy fampanantenana ny olona hiasa any Maorisy, izay niandoha teto Antananarivo ary nitatra hatrany amin’ny faritra, no iampangana ity ramatoa antsoian hoe Emma. Mahavita manao dokam-barotra amin’ny radio sy talaviziona mihitsy izy ireto. Olona 15 no efa voasoloky tamin’ny volana febroary lasa iny ary nahazoan’izy iero vola 1 .000.0000 Ar ka hatramin’ny 1.800.000 Ar…