Day: 17 mai 2014

Tany miisa 80 amin’ny titra samihafa mirefy eo amin’ny 16ha eo, tamin’ny anaran-dRainibary sy Razafindravala, manakaiky an’Alasora sy aty amin’ny faritry ny By-Pass manamorona ny arabe, ary tanimboly sy tanimbary aty Ambohijanaka, no misy mivarotra, ary manana taratasy hafa sy manao taratasim-pivarotana amin’ireo olona tonga mividy izany. Nanamarika moa ireo mpandova amin’ny anaran’ireo olona ireo…

Le tourisme doit être source de croissance économique tout en contribuant à la réduction de la pauvreté. « Madagascar a un capital touristique à valoriser car le pays dispose de vingt et une Réserves Foncières Touristiques (RFT), des opportunités d’investissement », a évoqué le ministre du Tourisme, Benjamina Ramanantsoa, lors d’une conférence de presse hier à l’hôtel…

Selon Jean Daniel Chaoui, « la transcription des actes d’état civil est devenue incertaine entre Madagascar et le Consulat général de France à Tananarive, du fait que la tenue des registres d’état civil présente, selon la réglementation des pays, des exigences différentes. Lorsque l’on a une naissance, un décès, un mariage, en tant que Français à…

Cartographie de Madagascar : Données fidèles à la réalité, offertes par SEAS-OI

Une nouvelle base de données a été remise hier au FTM (Foiben-Taotsarintany Malagasy), par la SEAS-OI (Surveillance de l’environnement assisté par satellites dans l’Océan Indien). Ces données permettront de renouveler la carte topographique de la Grande Ile, d’améliorer la gestion de environnementale, des ressources naturelles, ainsi que l’aménagement du territoire. A noter que les cartes…

Mandehandeha mahita raha ! Ela nanadalana vadin’olona ka sendra ny nahay azy. Tovovavy bikana iray sahabo ho 20 taona, nangala-badin’olona, no tratran-dramatoa tompom-bady ambodiomby niray sy nanala azy niaraka tamin’ny vadiny tamina trano fandraisam-bahiny iray ao Toliara, afak’omaly hariva. Tsy vitan’ny fanazavana am-bava intsony ny resaka teo fa niafara tamin’ny fikasihan-tanana. Nentin-katezerana ramatoa ka naka vy…

Lehilahy iray sahabo ho 30 taona, diso fanantenana tamin’ny vadiny vokatry ny ady lavan’izy sy ny rafozany, no maty nananton-tena tamin’ny tady tao an-tranony afak’omaly tolakandro, tao amin’ny fokontany Amboroneoke Toliara. Tsy nisy nanampo ny fihetsiny sy fanapahan-keviny ny rehetra ka samy gaga nahita azy nihantona efa tsy nisy aina intsony. Raha ny fanazavana azo…

Ny harivan’ny alakamisy tany amin’ny 6 ora tany ho any, vehivavy iray no fantatra fa maty nisy nanindrona antsy ary avy eo voaendaka, teny amin’ny faritra Ambohimahitsy. Ny loharanom-baovao fantatra no ilazana fa handeha hody ity olona ity izao nisy namono izao. Nandeha taxi-be izy ary rehefa akaiky ho tonga teny an-toerana dia niantso tamin’ny…