Day: 20 mai 2014

Narefotry ny mpitandro ny filaminana avy hatrany ny baomba mandatsa-dranomaso rehefa nanomboka nisahotaka ireo olona teo an-toerana. Ny antony dia noho ny fandravàna trano miisa 15 teo Ankadimbahoaka. Tany izay efa niadiana teny anivon’ny fitsarana ary narahin’ny minisiteran’ny fitsinjaram-pahefana maso hatramin’ny ela. Ny niafarany anefa dia nisy fanapahan-kevitra hanesorana ireo olona nanamaintimolaly ny tany. Hatreto…

Kolo Roger : Proposition d’un axe de coopération sud-sud

Le Premier ministre Kolo Roger est intervenu, avant-hier, à la tribune des « 15e rencontres santé » organisées par les entreprises du médicament (LEEM), un des fers de lance de l’industrie pharmaceutique dans le monde, en partenariat avec l’Organisation Internationale de la Francophonie (OIF). Placée sous le thème « lutte contre les maladies non transmissibles ». Toujours est-il que…

Nitrangana hay trano indray teto Antsirabe ny sabotsy maraina tokony ho tamin’ny 6 ora maraina teo. Trano iray miorina eo ampitanan’ny Hopitaly Avé Maria no may kilan’ny afo tanteraka. Mitovy fiseho hatrany ireo hay trano misesisesy eto Antsirabe. Tsy misy olona ao an-trano fa mihidy hatrany ny varavarana rehetra, ka ny setroka efa midonaka be…

# Sambava. Bolabolan’andramena 16 tratra tao anaty kamiao. Ny alin’ny alahady teo tany amin’ny misasak ‘alina tany ho any, tany Bemanevika, no tratran’ny zandary mpisava ity lehilahy iray nitondra kamiao Mercedes nitondra bolabolan’andramena miisa 16 . Teo am-pampidinana ireo andramena ireo nefa dia nitsoaka ity lehilahy mpamily. Efa azon’ny zandary daholo anefa ny mombamomba azy, ary dia…

Ny sabotsy teo tokotokony ho ny mitatao vovonana tany ho any no nandeha mafy dia mafy ity fiara Peugeot 305 ka nifaoka olona teny amin’ny sisin-dalana. Marihina fa greffier ao an-tanana no tompon’ity fiara nandona olona ity. Naratra mafy tokoa ilay rangahy ka nisahotaka izay nahita ary nitondra azy teny amin’ny hopitaly . Noho ny rà…

Olona manao fanamiana mpitandro ny filaminana, mitondra basy kalaknickov 2 sy basimborona no niditra ny tanàna atao hoe Ambodifamotsotra, kaominina Bemaitso Andilamena, ny faha 16 may 2014 teo tokony ho tamin’ny 7 ora hariva. Tsy nikoropaka ireto mpisandoka ireto fa avy hatrany dia nilaza fa mpitandro ny filaminana hisava ireo olona rehetra tsy ara-dalana ka…

Ny alatsinainy 19 may no nihaona tamin’ireo tompon’ andraikitra ambonin’ny mpitandro ny filaminana ao antin’ny EMMO/NAT , ny minisitry ny fiarovam-pirenena sy ny minisitry ny filaminam-bahoaka ary ny sekreteram-panjakana eo anivon’ny ministeran’ny fiarovam-pirenena misahana ny zandarimariam-pirenena. Notsindrina manokana tamin’izany ny fanatsarana hatrany ny fandriampahalemana manerana ny Nosy. Nomena tamin’izany ary ny toromarika sy ny paikady…

Expo-vente : Les « vita gasy » à l’honneur

Objets de décoration en terre cuite, colliers, boucles d’oreille, sacs à main, pochettes… une véritable caverne d’Ali Baba pour la gent féminine. Pendant une semaine, les deux salles d’exposition de l’IKM accueillent des artisans mettant en avant le « vita gasy ». L’occasion pour les maris et les enfants de trouver des présents pour leur maman ou…