Day: 21 mai 2014

Le « Filan-kevitry ny Fampihavanana Malagasy » (FFM) a tenu sa deuxième réunion ordinaire, hier, en son siège, au complexe scolaire à Ampefiloha. Une rencontre qui intervient après la tentative de réconciliation initiée par ce comité à l’hôtel et qui n’a pas donné les résultats escomptés. Ce fut une occasion au FFM de déclarer qu’il est prêt…

Karaté : Sept partants pour Biarritz

Des Malgaches à l’open de Biarritz, voilà une bonne nouvelle. Les 23, 24 et 25 mai prochain, des karatékas malgaches iront à l’open de Biarritz. Après des années de silence, ce sera une première occasion de revoir Madagascar sur la scène internationale. Les partants pour Biarritz s’autofinancent complètement. Ils partiront ce 21 mai. Rakotomalala Brandon…

Savate – Mondial 2017 : Le ministre des Sports rassure la FIS

Le ministre de la Jeunesse et des Sports, Jean Anicet Andriamosarisoa a rassuré les émissaires de la Fédération Internationale de Savate (FIS) sur l’engagement de l’Etat malgache. Les visites se suivent et se ressemblent pour la délégation de la fédération internationale de savate (FIS). Après la visite au Palais du Premier ministre à Mahazoarivo, lundi,…

Tsy mbola milamin-tsaina ny olona ao Amboasary atsimo, indrindra ireo izay nitsoa-ponenana avy any Andranondambo. Saika isan’andro ny fivoariana ao an-toerana no misy ary torak’izany ihany koa ny fanentanana isan-karazany momba ny tsy tokony hiadian’ny samy olon-tsotra. Ankoatr’izay dia mandeha ny fanampiana ho an’ireo izay heverina ho mpitsoa-ponenana avy any Andranondambo. Miditra an-tsehatra amin’izany ny…

Omaly alina tamin’ny 9 ora tany ho any, nisy fanafihan-jiolahy niseho teny amin’ny faritry ny 67 Ha eny amin’ilay toerana antsoina hoe Vatobe. Tamin’ny fotoana nanafihan’ireo bandy no nandalo ny polisy mpanao fisafoana. Raikitra avy hatrany ny fifanandrinana. Tsy nanaiky hosamborina mora ilay bandy ary dia voalaza fa nifampitolona mihitsy tamin’ny polisy. Farany moa voatifitra…

Mpivady efa samy zokiolona75 taona sy 67 taona no niara-maty voakapan’ny antsy tao an-tranony ny alin’ny 19 may, tokony ho tamin’ny valo ora sy sasany, tao amin’ny fokontany  Mandrota kaomin’Amboasary. Tsy nisy ny zavatra lasan’ireo olon-dratsy fa ny trano no nakorontan’izy ireo, indrindra izay toerana rehetra azo nosavaina dia nakorontany avokoa dia izy mivady samy…