Day: 28 mai 2014

Mandeha ny tsaho any Alaotra fa misy izany halatra taova izany. matahotra ny mponina eo anoloan’izany Ny alahady hariva teo no niseho ny habibiana nataona lehilahy maromaro tany Ambatondrazaka, na ny marina kokoa teo amin’ny tanàna antsoina hoe Ambohitranjakana. Vehivavy iray no fantatra fa niharan’ny herisetra tsy nisy ohatra an’izany. Noloarana ny masony, notapenana lamba…

« Si normalement, c’est nous au niveau de l’Association Bethlehem qui avons toujours été reconnus par le Ministère de l’Education Nationale et du Ministère de la Justice pour se charger des activités relatives à l’alphabétisation des détenus mineurs de cette école, maintenant, l’association Grandir Dignement le fait également, sans même nous avoir avisé. Ce qui a…

Une bonne nouvelle pour la Grande Ile. L’haltérophilie a sauvé l’honneur du pays aux Jeux Africains de la Jeunesse, disputés actuellement à Gaborone, Botswana. L’haltérophile Malalanirina Ratsiravolatiana a remporté la médaille d’or dans la catégorie des moins de 53 kg, hier, à Gaborone. Deux autres médailles d’argent ont été également remportées par Sitrakiniaina Nandrianina Randrianandrasana…

Certes, les bailleurs de fonds ont redonné confiance aux dirigeants de Madagascar. Lundi dernier, une double audience a été accordée par le ministre d’Etat Rivo Rakotovao, chargé des Infrastructures, de l’Equipement et de l’Aménagement du Territoire. Il s’agit en effet de visites de courtoisie, visant à raffermir les coopérations du ministère, avec les partenaires. Des…

Ny alatsinainy teo tany ho any amin’ny fito ora hariva no tonga tao amin’ny tanàn’i Beakanga-Mandoto ireto jiolahy folo. Izay nirongo fitovam-piadiana toy ny basim-borona sy lefona ary famaky. Tokan-trano iray no novantanin’izy ireo tamin’izany, nisy tamin’izy ireo no nisaron-tava ary ny sasany kosa tsy niafin’endrika.Raha vao tafiditra ny tokonana izy dia nitifitra avy hatrany.…

Orange Solidarité : 900 millions Ar pour soutenir des projets sociaux

Pour cette année 2014, Orange Solidarité Madagascar soutient principalement la mise en place de l’éducation numérique auprès de 30 établissements scolaires publics à travers les 22 régions. Il s’agit d’un programme qui vise à faciliter l’enseignement en ajoutant des contenus numériques dans les classes primaires et secondaires grâce à une méthode ludique par les TICs.…

Maso mahita. Mitohy amin’izao ora anoratanay izao, ny fihazana, ny fivarotana ary ny fihinanana soka-dranomasina ao Toliara, indrindra ny ao amin’ny fokontany Mahavatse ampitan’ny biraon’ny Zandary. Raha ny angom-baovao, dia fano roa isan’andro no novoina ka amidy masaka 500 ariary ny tetika iray. Na misy ny fandrarana sy fanentanana amin’ny alalan’ny fanaovana petadrindrina sarin’ireo trondro…