Day: 2 juin 2014

Madagascar sera représenté à la deuxième Foire Africaine de Montréal (Canada) édition 2014 qui se déroulera du 30 août au 1er septembre. Le ministère de l’Industrie, du développement du Secteur privé et des Petites et Moyennes Entreprises s’y préparent en sollicitant l’intérêt des acteurs du secteur privé malgache (tourisme, artisanat…) à y participer. La Foire…

Tao anatin’ny dimy taona, mahatsapa ny mponina any amin’ny distrikan’i Tsaratanana, fa miparitaka ny basy. Vokany, mandry tsy lavo loha ny vahoaka noho ny horohoro, hoy ny fampitam-baovao marim-pototra voaray. Amin’izao, raha ny fanazavana azo, dia hita eny rehetra eny ny basy, manomboka amin’ny vitagasy « basy karetsaka » ka hatramin’ny Kalachnikov, izay entin’ireo mpivarotra izany mihitsy…