Day: 4 juin 2014

Aleoko maty, hoy ity tovovavy 19 taona bevohoka dimy volana, monina ao amin’ny fokontany Andaboly Toliara, ny alahady hariva teo, rehefa nisarahan’ny olon-tiany. Manambady aman-janaka ity farany, ka traingo ny fiarahana niafina hatramin’izay. Tsy maintsy nisaraka satria tsy mahafoy ny tokantranony ilay rangahy. Tsy nahatanty izany anefa ity tovovavy izay raiki-pitia taminy ity, ka hany…

Motion de censure : 109 signatures recueillies, le gouvernement mis en danger

Les revendications n’ont pas été satisfaites. La tentative de renversement du gouvernement Kolo Roger reste donc en suspens. Une journée d’effervescence hier du côté de Tsimbazaza. En effet, comme prévu, les députés ont décidé de passer à l’acte en ce qui concerne le projet de motion de censure contre le gouvernement. 109 députés, toutes tendances politiques…

Dahalo telo tamin’ireo 16 lahy nirongo basy mahery vaika nahitana basy “kalach” sy basy gasy nanafika tao Vatomarirana, ao amin’ny fokontany Ampasina kaominin’Andina distrikan’Ambositra no matin’ny fokonolona mpanara-dia taorian’ny fifandonana nisy teo amin’ny roa tonta, ny talata teo. Lehilahy iray antsoina hoe Rapiera, izay mpanao dabokandro malaza any an-toerana izay sahy miady amin’ny dahalo no…

Economie verte et ressources renouvelables : Besoin d’une politique nationale pour une forte croissance

L’atelier national sur la croissance verte a été lancé hier. Il s’agit d’un dialogue organisé par le Gouvernement malgache, avec l’appui de la Banque Africaine de Développement (BAD). « Cette rencontre est une opportunité pour approfondir les connaissances et faire une autoévaluation pour la préservation de nos ressources naturelles », a annoncé le président de la République,…

# Ambatolampy. Hala-botry saika najifa ny biby fiompy. Ny talata vao mangiran-dratsy no nanafika ny tanàna tao Antakasina ny jiolahy 9 izay mitondra zava-maranitra, lasan’izy ireo tamin’izany ny omby 1, sy kisoa lehibe 1 ary akoho 5. Tsy lasa lavitra anefa dia tratran’ny mpanara-dia ireto dahalo ka voatery nandositra ary tafaverina tamin’ny tompony avokoa ireo…

Assainissement : WC et lavoirs, pour les habitants d’Ankorondrano Andranomahery

Des WC nouvellement construits et des lavoirs réhabilités ont été inaugurés hier. Des fruits du projet de WMG (Wednesday Morning Group), financé par le groupe Vima. « Le PDG du groupe Vima, Zouzar Bouka, est profondément attaché à l’amélioration des conditions de vie de ses concitoyens. C’est pour cela que nous finançons et soutenons depuis plusieurs…

Ny asabotsy lasa teo no tratra tao amin’ny seranan-tsambo tao Toamasina, izay nosahanin’ny Borigadin’ny seranan-tsambo sy ny zandarin’ny Toby Ratsimandrava tany an-toerana ny fitaovam-piadiana maromaro. Basim-borona 72 (calibre 12) marika Baîkal, miaraka amin’ny bala 2000 isa( 22 long rifle). Marihina fa tao anaty fiara Mercedes Sprinter moa no nahatratrarana ireto basy ireto izay efa teo…