Day: 5 juin 2014

# – Fitsarana. Anio no hohenoina ireo mpanao bizina basy. Tsy tanteraka omaly ny fihainoin’ny tao amin’ny Fampanoavana ireo olona efatra voarohirohy tamin’ny trafika basy an-jatony tany Toamasina. Noho ny hamaroan’ny taratasy eo am-pelatanan’ny mpitsara dia anio ireo olona ireo vao horaisin’ny mpitsara. # – Ambohimalaza. Ramatoa maty nianjera. Tsy fantatra izay nahazo ity vehivavy…

Hotanterahina amin’ny alahady faha-8 jona izao ny voka-dehibe eto amin’ny Fitandremana Andranotsimihozo Famonjena. Izany dia araka ny fandaharam-potoana efa raikitra. 2 tapitrisa Ariary no tanjona amin’izany. Hasaina ny rehetra terak’io Fiangoanana io, na ny aty am-pielezana na ny any an-toerana, ho tonga hanotrona ity fotoan-dehibe ity. Ny fandraisanao anjara no antoky ny fahavitan’ny fiangonanana ny…

Vendeurs de voitures à Analakely : Peu enthousiastes au « déménagement »

Les vendeurs de véhicules d’occasion à Analakely sont réticents à l’idée d’un prochain déménagement envisagé par la municipalité. Aucun des sites déjà identifiés pour ce déplacement, dont Andranobevava et Andohatapenaka ne semble leur convenir. Un refus qu’ils justifient par l’éloignement et la faible fréquentation des lieux de déménagement. Les usagers des rues et des parkings,…

Iavoloha : Les ambassadeurs de l’Algérie, de l’Australie et du Pakistan chez Rajaonarimampianina

Ballet d’ambassadeurs, hier, à Iavoloha. En effet, Bafdal Mokaddem, ambassadeur de la République algérienne démocratique et populaire, Susan Jane Coles, ambassadeur d’Australie pour Maurice, Seychelles, Comores et Madagascar avec résidence à Port Louis (Maurice) et Ulfat Hussain Shah, ambassadeur de la République islamique du Pakistan avec résidence à Maurice, ont remis leurs lettres de créance…

Raim-pianakaviana iray 55 taona, mpiambina tanànan’olona no hita faty teo an-tokotanin’ny tanàna nambenany, omaly narainabe, tao amin’ny fokontany Andafiatsimo, distrikan’ Ambatolampy, faritra Vakinakaratra. Raha ny fanazavan’ny nanatri-maso tamin’ny fandalovanay teo an-toerana, tokony ho tamin’ny sivy ora, dia mamo tampona ity rangahy ity ny alin’ny talata. Na ny niditra tao an-trano nitoerany aza tsy vitany intsony.…

Foire Africaine de Montréal : Des opérateurs malgaches intéressés par le marché canadien

La Foire africaine de Montréal édition 2014 a été au centre d’une séance d’informations qui s’est tenue hier au Plan Anosy. En fait, c’était une occasion pour l’équipe du ministère de l’Industrie, du Développement du Secteur Privé et des Petites et Moyennes Entreprises, représenté par le directeur général du Développement du Secteur Privé Raharison Miranarivo…