Day: 5 juin 2014

Politique de proximité : Services de la solde et des pensions, bientôt dans les Districts

Des changements seront apportés aux services de solde et des pensions. Désormais, les agents de l’Etat, qui ont atteint l’âge limite n’auront plus besoin d’attendre des années pour toucher leurs premières pensions de retraite. « L’accélération du traitement des dossiers relatifs à la solde et aux pensions est impérative, afin de donner une entière satisfaction aux…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nandratra olona indray omaly hariva tokony ho tamin’ny dimy ora sy fahefany. Tetsy 67 ha Atsimo, tsy lavitra ny tranon-jiron’ny Jirama, izay fantatry ny maro amin’ny « Arret 30 » taloha no niseho ny loza. Fiara iray nirimorimo no nandona tovolahy sahabo ho 17 taona niampita arabe. Nitrosina tamin’ny tany ity farany ary tapaka mihitsy…

Ny talata lasa teo no tra-tehaky ny zandary nanao fisafoana teny amin’ny tanànan ‘i Mandrosoa-Ivato ny sokatra miisa 45, izay narian’olon-tsy fantatra teny amoron-dalana. Raha ny fanadihadiana tsotsotra natao moa dia mety ho ambin-tsokatra tamin’ny ilay naondrana an-tsokosoko farany teo ity, ka mety ho tsy omby tao anaty valizy intsony, ary izao nariana teny amoron-dalana…