Day: 10 juin 2014

Ils ont dit…

Stéphane Lacas – 6e (Madagascar) : « Les Antsirabéens étaient bien meilleurs que moi mais toutefois, j’ai pris énormément de plaisir dans ce Trophée International du Red Island Ride. La présence massive des participants étrangers est très motivante car cela va me motiver davantage pour le VTT et notamment notre Mountain Bike Tour. L’ambiance est ici extraordinaire…

Mpiambina iray teny amin’y faritra Andranoro Ambohibaoa no fantatra fa maty, nisy nanapaka ny lohany. Ny loharanom-baobao no nahalalana fa zara raha nisy hozatra kely nitazona izany tsy nampiala azy tamin’ny tendany. Ny marainan’ny alahady teo tokony ho tamin’ny 6 ora tany ho any no nahitan’ny namany an’izany. Taitra ity farany raha nahita ny olona…

Dans le cadre du DONIA 2014, un nouveau circuit touristique a été ouvert officiellement à Nosy-Be. C’est le village culturel à Marodoka qui signifie « Marodokany » ou beaucoup de boutiques. C’est un ancien village swahili situé à 5 km de la ville de Nosy-Be. Historiquement, c’était le premier village de l’île aux Parfums fondé vers l’an…

Zazalahy kely 10 taona no potika eo amin’ny tratrany sy ny tarehiny ary ny masony noho ny filalaovana ireny karazana kilalao vita sinoa miparitaka eny an-tsena ireny, ny sabotsy maraina tamin’ny 9 ora, raha iny avy niantsena iny ny reniny ka nanolotra izany ho an-janany. Raha vantany vao nandray ilay karazana kilalao miendrika fanitaran-tsaina ireny…