Day: 18 juin 2014

Adin’ny mpivady no niafara tamin’ny tsindrona antsy ary dia nitarika ny fahafatesan’ilay lehilahy. Ramatoa iray antsoina hoe Prisca, 24 taona no nosamborin’ny polisy misahana ny heloka bevava sakelika fahefatra etsy Anosy, ny 16 jona 2014 teny Anatihazo Isotry. Adina mpivady tsotra no niantombohan’ity zavatra ity. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa efa nisaraka ireto olona ireto.…