Day: 4 juillet 2014

Tao anaty fiarany izy no nalain’ny jiolahy an-keriny. Vao avy niasa teo amin’ny manodidina teo ihany. Ny harivan’ny alarobia teo no nitrangan’ity kidnapping ity. Mpiasa manana andraikitra ambony eo anivon’ny orinasa iray eto an-drenivohitra izay eo Tsaralalàna no misy ny foibeny, ity teratany Maorisiana nisy naka an-keriny ity. Rehefa nandeha ny fijirihana eran’Antananarivo momba ity…