Day: 9 juillet 2014

48 heures après l’achèvement de la CAN 1A de rugby, la Fédération a dressé le bilan financier et technique malgache. La Fédération malgache de rugby a ainsi enregistré un déficit de 110 millions d’Ariary. Encore un souci financier. En plus des résultats mitigés enregistrés par l’équipe nationale malgache des Makis pendant la Coupe d’Afrique des…

Kidnapping : Manao antso avo ny fianakavian’i Owne Alek

15 andro taorian’ny nakàna an-keriny an’i Owne Alek , teratany karàna monina ao Toamasina, dia nivoaka tamin’ny fahanginany ny fianakaviany ary nanao antso avo ho an’izay mahafantatra azy, mba hitrotro am-bavaka ny raharaha. Tsy fantatra intsony mantsy na mbola velon’aina na tsia i Owne Alek, 25 taona, noho izy taizan’ny diabeta, ka mila tsindrona “insuline”…

Suspendue en raison du coup d’Etat de 2009, la garantie des investissements va de nouveau reprendre. L’Agence Multilatérale de Garantie des Investissements (AMGI) est de nouveau là. Une bonne nouvelle pour les investissements à Madagascar puisque la présence de cette institution du groupe de la Banque Mondiale encouragera certainement les investisseurs étrangers à avoir beaucoup…

Tsy nijanona tamin’izao akory ny fanadihadiana mahakasika ny vono olona teny Ambohimailala ny volana desambra 2013 teo, fa nizotra tany amin’ny fitadiavana porofo mivaingana kosa,h ahafahana mitazona ireo olona nahiahiana, raha araka ny fanazavana azo teo anivon’ny pôlisy misahana ny fanadihadiana momba ny heloka bevava na BC. Olona efa am-polony no nivezivezy natao fanadihadiana tao…

Ny harivan’ny alatsinainy teo, raha mbola tsy tena alina akory ny andro ary tsy mbola nihidy ny fivarotana eny amin’ny faritra Ambatomaro, tonga ny jiolahy telo nirongo basy nandroba. Nasesin-dry zalahy tamin’izany ny fivarotana nifanakaiky teo, niampy mpanao kiraro. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa nahazo vola ireto jiolahy ireto. Ny loharanom-baovao hatrany no nahafantarana fa…

Air Madagascar : Le D.G Hugues Ratsiferena démissionné

Changement au niveau de la direction générale de la compagnie aérienne nationale Air Madagascar. Hugues Ratsiferana vient en effet de déposer sa démission auprès du conseil d’administration de la compagnie. Une démission acceptée par le conseil d’administration qui a immédiatement procédé à la nomination d’un Directeur Général par intérim, en la personne de Haja Rahelison.…

Bien avant le coup d’envoi du match d’hier, les supporters de deux équipes multipliaient les initiatives pour soutenir leur équipe respective. Si les supportrices allemandes ont choisi d’avoir des ongles aux couleurs noire, jaune et rouge, les cuisiniers brésiliens ont réalisé des merveilles avec des plats jaune-vert-bleu et ce de la couleur des pains à…

Fahantrana sy rendrarendra, noho ny fitiavam-bola sy lamaody no antony iray anisany manosika ny tsy ampy taona hivarotena, indrindra ny ankizivavy, raha ny fanazavana azo. Misy amin’izy ireo no mpianatra ary miavona rehefa kaotin’ny tovolahy amin’ny antoandro. Nefa rehefa vao mirotsaka ny haizina dia mivarotena. Misy ny teren’ny zavamisy tsy afa-manoatra, ohatra marary ny ray…

Tsy tena mbola mety milamina ny ao amin’ny tananan’Ambarikely toerana nipoiran’ny halatr’omby nahatonga ny sakoroka Fantatra avy amin’ny vaovao voaray avy any amin’ny mpitandro filaminana any an-toerana fa misy hatrany amin’ny olona 28 no tsy maintsy hiatrika ny mpitsara mpanao famotorana anio, any Antsirabe. Voarohirohy amin’ny fanakana-dalana sy fanaovana fitsaram-bahoaka avokoa izy ireo. Araka ny…

Bois de rose et insécurité : Des chefs de région sur la sellette

Le Conseil des Ministres d’aujourd’hui pourrait créer des surprises pour certains chefs de région. Nos sources indiquent que certains chefs de région sont impliqués dans des trafics de bois de rose. D’autres risquent d’être limogés pour la simple raison que le nouveau régime aurait besoin de nommer des nouveaux responsables capables de maitriser le problème…