Day: 14 juillet 2014

Tamin’ny zoma teo, efa alina tamin’izay no tonga nanafika mpivarotra tany Firavahana any Miarinarivo ny jiolahy sy jiovavy fito nitondra basy mahery vaika. Lasan’ireo olon-dratsy tamin’izany ny vola 1 tapitrisa ariary, ny firavaka volemana sy volafotsy ary ny entana tsaratsara rehetra. Raha vao nahazo izany ry zalahy dia lasa nandeha. Ny loharanam-baovao no nahalalana fa…

Nahatratra toaka gasy 12 bidao na 260 litatra, ny pôlisin’ny boriborintany fahefatra, rehefa nanao fisafoana vao maraina ny asabotsy 12 jolay 2014 tokony tamin’ny 9 ora teny amin’ny Tetezan-dRamala eny Isotry. Nafangaro tamin’ny saribao izy ireo, ka teo am-pamoahana azy no tratehaky ny pôlisy ireo toaka gasy. Mbola eo am-panaovana ny fanadihadiana izay niavian’ireto toaka…

Investissements miniers : L’Etat reconnait la performance d’Ambatovy

Une simple formalité. La reconduction du permis d’exploitation minière pour Ambatovy se fera. Tout simplement parce que les performances de cette grande entreprise minière qui exploite le nickel et le cobalt sont reconnues par les autorités publiques de tous les échelons. Après le Président de la République Hery Rajaonarimampianina, lors de l’inauguration du Bazar Be…

Afrobasket U18 – Tournoi de préparation : Les nationaux ratent aux prolongations

Après une finale âprement disputée, les nationaux U18 se sont inclinés par 116 à 110 devant SEBAM, hier, au Gymnase de Mahamasina. C’est bien sûr, le SEBAM qui s’est imposé hier en finale du tournoi de préparation de l’Afrobasket au Gymnase de Mahamasina devant l’équipe nationale U18 par 116 à 110, mais les Majungais ont…

Ny asabotsy lasa teo tamin’ny 3 ora, lehilahy iray no tratehaky ny pôlisin’ny boriborintany fahefatra etsy Isotry teo am-pangalarana sakaosina teratany vahiny tao anaty fiarany teny Ambalavao Isotry akaikin’ny Assurance MAMA omaly. Fiara mijanona teo amin’ny sisin-dalana no nararaotin’ilay mpangalatra. Mody kapohiny ny vodin’ilay fiara, ka rehefa mitodika mijery izany ilay tompony avy hatrany dia…

L’Ambassadeur de France François Goldblatt a appelé dans son discours du 14 juillet de l’année dernière au sursaut national à partir d’un constat désolant des affres du sous-développement qui interpellent chacun de nous. « Le peuple malgache ne pourra pas durablement comprendre ou accepter qu’après 53 ans de souveraineté, le revenu par tête ne soit que…