Day: 24 juillet 2014

Assainissement : Des opérations « pipi et kaka » à Anosibe !

La CUA se mobilise pour lutter contre les défécations à l’air libre. Et des sanctions sont à prévoir. Appliquer enfin le code d’hygiène, c’est ce que vient de décider la Commune Urbaine d’Antananarivo, à l’issue d’une conférence de presse hier. Les premières cibles sont effectivement les quartiers d’Anosibe et d’Anosizato. « Il est vraiment grand…

Nisahotaka ny olona teny amin’ny Fitsarana teny Anosy omaly. Gadra iray, lehilahy, no tafatsoaka teo imason’ny mpiandry fonja raha mbola teo am-piandrasana ny fotoam-pitsarana, tokony ho tamin’ny 8 ora maraina tany ho any. Raha ny hita teny an-toerana, dia nijanona teo anoloan’ny varavaran’ny fitsarana teo ny fiara mpitondra gadra nitondra ireto gadra miisa 10 avy…

Le procès du directeur de publication du quotidien « Madagascar Matin », Jean Luc Rahaga et du journaliste Didier Ramanoelina n’a pas seulement mobilisé ses confrères mais des politiciens sont également venus sur place. Plus d’un se demande si c’est pour soutenir moralement ces deux journalistes ou une opportunité qu’il fallait en profiter ? Ainsi, l’on a vu…

Omaly no nentina teo anivon’ny Filankevitry ny minisitra ny raharaha mahakasika ny fanondranana ankizy vavy tsy ampy taona any ivelany, na ny marina kokoa any Arabie Saoudite. Nontaterina tamin’izany ny zava-nisy sy ny fahatratrarana ireo olona miisa hatrany amin’ny 14, ka ny 11 dia vehivavy avy any amin’ny faritra avaratry ny nosy. Efa teo am-panambaoarana…

Le prix du riz a retrouvé sa tendance à la hausse depuis la deuxième semaine de ce mois, d’après l’Observatoire. Sur le marché de paddy, la hausse moyenne enregistrée en une semaine est de 2%, au niveau national. D’après les explications, cette tendance serait causée par une baisse de l’offre. Néanmoins, le marché du riz…

Nitrangàna lozam-pifamoivoizana nahafaty olona ny teny Ambohimangakely, ny alatsinainy lasa teo. Araka ny fantatra dia ankizilahy kely, 5 taona, no namoy ny ainy rehefa avy nodomina 4×4, an’ny ministera iray. Avy any Toamasina ity fiara ity no hakanty Antananarivo. Voalaza fa teo am-piampitana ny arabe ity ankizilahy kely ity no nofaohin’ilay fiara tsy mataho-dalana. Notantanan’ny rainy…