Month: juillet 2014

Nisehoana haintrano teny Anosipatrana, tamin’ny sabotsy lasa teo. Zazalahikely roa taona latsaka no namoy ny ainy kilan’ny afo niaraka tamin’ireo entana tao amin’ny an’efitrano iray. Tany amin’ny 8 ora tany no niseho ny loza. Ny loharaom-baovao no nahafantarana fa labozia nirehitra no nahatonga izao firehetana izao, tao ambany rihana.. « Matetika tsy maintsy mandrehitra jiro…