Day: 2 août 2014

Lehilahy iray antsoina hoe Andry no nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny Faritany Antananarivo tamin’ny faha-29 jolay teo, noho ny resaka halatra fiara. Talohan’izany, namidiny ihany koa ny moton’ny namany, izay nindraminy ary tsy naveriny foatoana ela. Io namany io no nametraka fitoriana. Rehefa natao ny fikarohana dia tratra teny Ankadimbahoaka i Andry. Rehefa nofotorana izy…

Etsy amin’ny Fjkm Betafo Fanavaozana Ambohimanarina no hatao  rahampitso alahady 3 aogositra 2014  manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ny famaranana amin’ny fifaninanana mihira  ny hira ao anatin’ny Fihirana FFPM nokarakarain’ny Synodamparitany Fjkm Antananarivo Andrefana (SPAA 10). Enina  ireo mpandray anjara hiatrika izany : Orima sy Tomima (Fjkm Ambatolampy Antehiroka), Antoko Mpihira Fjkm Amboninampamarinana, Onjam-Peon’i Marovatana…

Suite à sa conférence-débat, le 18 juillet dernier, au « Relais de la Haute ville », à Anjohy, James Ratsima en a tenu de nouveau, une autre, hier, à la Tranompokonolona Analakely. Le thème a porté sur le patriotisme, le changement et le développement. Connu pour son franc-parler, James Ratsima de déclarer qu’« on a menacé les…

Promesses et promesses, les enseignants Fram de l’Aneffa attendent toujours. Ils affirment avoir participé aux examens officiels pour le bien des élèves malgaches, mais n’oublient pas que leurs indemnités et subventions n’ont toujours pas été payées. Cela concerne du moins des enseignants de l’EPP qui n’ont pas reçu les leurs depuis le mois de mai,…

Omaly no notsaraina teny  amin’ny tiribonaly Anosy ny raharaha mahavoarohirohy ny pasitera Benjamina ao amin’ny fiangonana misy azy. Nangataka fahafahana vonjimaika izy nefa moa dia tsy nomen’ny Fitsarana azy izany. Amin’ny alatsinainy izao no hivoaka ny didy. Zavatra telo loha no iampangana azy : herisetra ara-tsaina, Fisolokiana sy hosoka ary fanozonana. Ireo nanatrika ny fizotran’ny…

FFKM : Le calendrier du Sommet à 5 fixé dans 72 heures

Les dirigeants religieux sont de retour avec leur projet de Sommet à cinq qui nécessite la présence au pays de l’ancien président Marc Ravalomanana. Devant l’impuissance du FFM (Filan-kevitry ny Fampihavanana Malagasy) qui vient de clôturer sa session extraordinaire sans résultat concret, et après la récente tentative infructueuse de l’ancien ministre Tabera Randriamanantsoa qui a…

Mpivarotra an-tsisin-dàlana no maro tamin’izy ireo. Efatra no tena voa mafy ka voatery nentina any amin’ny hopitalin’Antsirabe mba ho fanavotana ny ain’izy ireo. Ireo sivy ambiny kosa dia tsaboina ao amin’ny CSBII ao Betafo ihany. Ny harivan’ny alakamisy, tamin’ny dimy ora latsaka fahefany, no nitranga ity lozam-pifamoivoizana ity, tao an-tàmpon-tananan’i Betafo. Tsy fantatra mazava izay…

Travaux de commission, hier, à l’Assemblée nationale notamment ceux de la commission de l’Intérieur qui s’est penchée sur le projet de loi relatif à la représentation de l’Etat. Et ce, sur proposition du ministère de l’Intérieur. Sur ce projet, citons entre autres que les régions seront administrées par des préfets. Notons que ces représentants de…