Day: 5 août 2014

« Mandresy », tel a été l’intitulé de la nouvelle promotion issue de l’Institut de Formation Technique (IFT) de Soarano, qui vient de faire sa sortie, samedi dernier, au CCI Ivato. Une promotion composée de 437 étudiants répartis dans six filières, à savoir: Bâtiment – travaux publics, Gestion – Management, Information – Communication journalisme, Informatique –  Droit,…

Nosamborin’ny pôlisy ary naiditra am-ponja vonjimaika ny sefo fokontanin’Anosibe-Avaratra, nanomboka ny faran’ny herinandro teo. Ny antony dia noho ny naha-voarohirohy azy ho niray petsapetsa tamin’ny varotra tany tamin’ny alàlan’ny hosoka. Toa izao ny zava-nisy : nisy ministra teo aloha nanana tany velarana lehibe eo Anosibe. Sady amoron-dàlana izy io no tsara toerana. Nosoratany tamin’ny zanany…

Ny faha-3 aogositra teo naharay fitarainana ny polisy avy etsy Tanjombato mikasika ny lehilahy iray nivarotra “mercure” sandoka. Natao ny fanadihadiana ka tratra taorian’izany ny lehilahy iray. Ilay mpividy no nametraka ny fitoriana. Efa nahazoan’ilay mpanambaka vola 2 tapitrisa ariary izy. 10 tapitrisa no vidin’ilay entana sandoka. Nojokoina ilay mpivarotra ka tratra. Efa mandeha ny…

Enseignement privé : Paiement échelonné des frais d’inscription

Les vacances battent leur plein mais des parents d’élèves pensent déjà à la prochaine rentrée des classes, dans environ un mois.   Jusqu’à Ar 300 000 dans certaines écoles privées, pour inscrire un enfant. Sont inclus dans cette somme le droit d’inscription, les frais généraux et l’écolage du premier mois de l’année scolaire. Pour une…

« Mémoire d’un continent » : Carte blanche à la poésie  Africaine  et Malgache

« Mémoire d’un continent » est l’une des plus anciennes émissions de RFI. Elle est présentée par l’historien révéré Elikia Mbokolo.  Pour cet été, les 10, 17,  24 et 31 d’août,   « Mémoire d’un continent » donne carte blanche à l’universitaire et poète Thierry Sinda autour de son livre-manifeste de la néo-négritude Anthologie des  poèmes  des Afriques et d’…

Antanimena : Moto « bol d’or »avy naka lasantsy kila forehitra !

Vao avy naka lasantsy teo amin’ny fivarotan-tsolika Total teo Antanimena ambany ilay moto no nisy olana ara-teknika tampoka. Teo am-pamelomana azy ny mpitondra no nirehitra tampoka ilay moto mitondra ny marika Daytona, 125cc. Saro-belomina satria “noyé”. Mbola notohizana ihany anefa ary izay no heverina hatreto fa nitarika ny pitik’afo izay nahazo ny fitoeran-tsolika amin’ilay moto…

Saron’ny mpitandro ny filaminana ireo jiolahy naka an-keriny fianakaviana enina tao Andilamena . Raha niafina tsy nisy nahita ireto mpaka an-keriny ireto dia nisy nahita  nitondra tao Tsarahonenana  Andilamena ny zaza iray nalaina. Naterin’ny miaramila tao amin’ny tobin’ny zandary io zaza iray io ka dia nanomboka teo ny fanadihadiana. Sarona teo akaikin’ny hopitaly Andilamena ilay…

De nouveaux jeux au programme de la 19e édition à l’AFT

Salon des jeux de société. En cette période des vacances, la programmation culturelle de l’Alliance française d’Antananarivo appuie l’art, la culture et les loisirs à Madagascar. L’AFT à Andavamamba en collaboration avec plusieurs fédérations de jeux et loisirs, propose au public la 19e édition du Salon des Jeux de Société (SAJES), une tradition de la…