Day: 11 août 2014

Tato ho ato izay, saika namono olona foana ny lalam-pirenena, noho ireo lozam-pifamoivoizana nisesisesy izay. Ny Sabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny 4ora tany ho any, teo amin’ny fiolahana hiditra ny tanànan’i Carion iny. Taksibrosy «mazda » handeha hoany Amparafaravola no niharan-doza. Araka ny tatitry ny mpitandro filaminana dia somary nandeha mafy ity fiara ity, ka…

Lehilahy iray 33 taona manan-janaka efatra no bory lela nokaikerim-badiny ny alakamisy teo ka naratra mafy ary nijininika ny ra. Tsy hay izay tena marina fa raha ny fanazavana azo nandritra ny angom-baovao izay namafisin’ny teo amin’ny manodidina tsy lavitra ny trano fonenan’ireto mpivady ireto no nahafantarana fa tratran-dramatoa vadiny nampirafy ity raim-pianakaviana ity. Hitan-dramatoa…

« Tea time » au  Carlton : Une tradition anglosaxone remise à l’honneur

Les Anglais l’appellent « afternoon tea » ou « five ô clock tea » et ne rateraient pour rien au monde ce rendez-vous très convivial où l’on savoure un thé aux senteurs d’orient. Cette tradition, le Carlton l’a remise à l’honneur, en donnant l’occasion aux amateurs de thé de se détendre dans le coin salon du hall, en buvant…

Raha ny fanazavana azo, noho ny hasarotampiaron-dramatoa diso tafahoatra, ohatra tara fodiana rangahy vadiny, na misy tovovavy miantso ny findainy, sns, dia efa rafitra ny ady. Tao anatin’ny iray volana mahery kely nivadian’ireto tanora vao erotrerony ireto, dia efa in-telo notsondronin-dramatoa antsy ny vadiny, ary tsy nety nilamina mihitsy ny fiainan-tokantranon’ireto mpivady vao, tsongoim-bolo an-tanàna…

L’initiateur du « Vondron’ny Mpanohitra Manaraka ny Ara-dalàna eto Madagasikara » (VPMAM), Max Fabien, a ses mots à dire quant à l’opération coup d’arrêt. C’était lors d’une conférence de presse qu’il a tenue, avant-hier au Motel de Tanà. Il revendique ainsi plus de transparence sur cette opération menée par les forces de l’ordre. Tout en rappelant qu’il y…