Day: 12 août 2014

Mpandeha an-tongotra no nofaohin’ny fiara iray, ny alin’ny alahady teo. Tsy nijanona akory fa mainka koa notohizany ny lalany raha vao nitranga ny lozam – pifamoivoizana. Nijaly teo am-pitoerana teo ilay lehilahy voahitsaka ary ny niafarany dia lasa hatramin’ny ainy. Raha ny fanazavan’ny mponina dia nisy iray hafa ihany koa nitranga teo an-toerana saingy taloha…

Teratany djibotiana iray no nosamborin’ny pôlisy noho ny fampiasana pasipaoro sandoka. Mbola mpianatra izy io ary mitondra ny anarana Samatar Abdo Ahmed, 25 taona raha araka ny fanazavan’ny pôlisy misahana ny fiambenana ny atitany. Tratra teny aminy ny pasipaoro efa lany visa kanefa mbola nampiasainy rehefa nisy “visa de séjours” sandoka. Rehefa voasambotra izy ary…

Majorel : Un deuxième spa à Tamatave !

Luxueux, intime et convivial, le deuxième spa de Majorel a ouvert officiellement ses portes vendredi dernier. Hammam, jacuzzi, espace repos, douche à fusion, espace dédié aux soins, salles de massage, de soins esthétiques et même d’épilation, ce deuxième espace bien-être est situé sur le Boulevard Joffre à Toamasina. Olga Collet, Directrice de Majorel d’expliquer: « Le…

Investissements publics : Une hausse de 45,9 %  des dépenses d’investissements

La mise en place d’infrastructures pour le développement socioéconomique figure parmi les priorités du Programme Général de l’Etat. L’Etat entend se doter des moyens nécessaires pour le renforcement des infrastructures pour le développement. C’est ainsi que la loi de finances rectificative prévoit une augmentation de 45,9 % des dépenses d’investissements publics, par rapport  à la…

Mila ho isan’andro tato ho ato izay ireo olona namoy ny ainy tamin’ireny lalam-pirenena ireny. Afakomaly maraina tokony ho tamin’ny 6 ora latsaka tany ho any, teo amin’ny toerana antsoina hoe Soamiadanana, Kaominina Mahavelona, Ankazobe, tamin’iny lalam-pirenena faha-4 iny, PK 64, mpitaingina bisikileta iray no maty namoy ny ainy rehefa avy nodomina fiara taksibrosy, hiakatra…