Day: 13 août 2014

Tra-tehaky ny zandarmaria manara-maso ny fifamoivoizana eto Moramanga teo Anjiro ilay mpangalatra fiara Sprinter avy any Antananarivo. Miasa manao taksibrosy mitatitra vahoaka ao andrenivohitra ity fiara ity, ka ny zoma 07 aogositra  teo no nisy vehivavy anankiroa niangavy hanao famandrihana manokana ity fiara ity fa haka olona ny ampitso. Nifanao fotoana tamin’ny folo ora teny…

Tsy teratany vahiny intsony indray mantsy amin’izao no tratran’ny fangalàna an-keriny fa na hatramin’ny tompon-tany aza dia efa hiharan’izay. Ambonin’izay, zazakely no tratran’ity tranga ity ny alatsinainy 04 Aogositra  teo. Raha ny vaovao voaray dia handeha hividy « gouter » no nialàn’ity zazavavy kely fito taona, zanaka mpitandro filaminana, tao an-tokantranony, teny Ambodihasirika, Mahazoarivo. Tsy niverina intsony…

Le ministère de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique a émis un communiqué officiel dans lequel il rassure la population sur le bon déroulement des examens du baccalauréat technique. Et cela, grâce à la solidarité des différentes institutions concernées qui se tiennent la main afin que les examens du baccalauréat dans toute l’île puissent…

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-150 taona niorenan’ny Fjkm Amboniloha Jerosalemako amin’ity taona ity dia hanantanteraka fivoriambe ny fikambanan’ny Taranak’Amboniloha, ny zoma 15 Aogositra ho avy izao, amin’ny 3 ora folakandro ao amin’ny efitrano malalaky ny Sekoly Sedera Fjkm Amboniloha. Hampitaina amin’io ny andinindininy amin’ny fandaharana. Entanina ny mpiray fikambanana ho tonga maro.

Le président de la République a inauguré, avant-hier, la microcentrale d’Anjajia, qui marque le lancement officiel des travaux d’extension du réseau électrique  dans la commune rurale d’Andriba. Notons que l’énergie fournie par cette microcentrale sera répartie de Mahatsinjo à Andriba. L’objectif du projet à desservir en électricité les deux communes rurales à partir du site…

Investissements étrangers : La Chine, intéressée par nos ressources stratégiques

Yang Min, ambassadeur extraordinaire et plénipotentiaire de la Chine à Madagascar a été reçu hier par le ministre auprès de la Présidence, en charge des Ressources Stratégiques, Joeli Valérien Lalarisaina. Il s’agit d’une première visite de l’ambassadeur Chinois, mais ce dernier a déjà exprimé l’intérêt de la Chine sur les ressources minérales de la Grande…