Day: 14 août 2014

Le découpage de la capitale en six communes urbaines de première catégorie ne fait pas l’unanimité. Des voix s’élèvent contre ces dispositions prises par le pouvoir central. Mais la décision finale reste entre les mains des députés et qui sera connue dans les prochains jours.   Comme il fallait s’y attendre les partisans de Marc…

Hilamindamina indray aloha ato ho ato ireo vaky trano sy fanafihan-jiolahy eny amin’iny faritra Ampasampito, Nanisana ary Ambatobe iny. Noho ny fiaraha-miasan’ny mpitandro filaminana sy ireo fokonolona mantsy dia sarona ireo jiolahy rain-dahiny, mpanao fanafihana mitam-piadiana sy mpamaky trano teny amin’ireo faritra ireo. Raha ny fampitam-baovao azo dia tsy ilay tena mbola lehibeny ireto azo…

Natolotra ny Fampanoavana omaly ireo olona dimy voarohirohy tamina resaka fangalàna an-keriny ankizy vavy kely, niseho ny alatsinainy 04 aogositra lasa teo. Naiditra am-ponja, miandry ny fotoam-pitsaràna azy, ny olona telo tamin’ireo voasambotra, ka lehilahy ny roa ary ilay vehivavy atidoha nikotrika iny tranga iny. Nomen’ny Fampanoavana fahafahana vonjimaika kosa ireo vehivavy roa hafa. Ireto…

Tsy mbola kivy ny fianakaviany ary manao izay rehetrahahitàna azy. Nanapa-kevitra ireo ny hanome valisoa ho an’izay manome vaovao mifandraika amin’izany… Feno 50 andro katroka, omaly, ny nangalan’ny jiolahy an-keriny an’ilay teratany indopakistanis Owne Alek. Tsy hita izy hatramin’izao ary tsy fantatra na maty na velona, indrindra koa, fantatra fa taizan’ny diabeta izy ary mila…

Nandritra ny fisafoana nataon’ireo mpitandro filaminana amin’ny alina no nahatratraràna ireto roa lahy nitaingina môtô, somary nampiahiahy ihany, omaly, teny amin’ny faritra Ankazomanga iny, tokony tamin’ny 2 ora maraina. Tamin’ny fisavàna natao azy ireo no nahitana fanamiana pôlisy sy fitaovam-piadiana, toy ny « bigboss » sy « matraque electrique », tao anatin’ny môton’izy ireo. Notanana avy hatrany moa ireo…

# – Mahajanga. Nahazo fahafahana vonjimaika. Taorian’ny nanolorana ny fampanoavana  an’ireo olona sivy voasambotra tamin’ny sakoroka tany Mahajanga, ny alatsinainy teo, fantatra fa nahazo fahafahana vonjimaika avokoa izy ireo. Marihina fa mpianatra mpandraharaha ao amin’ny oniversite ary olon-tsotra ireo voasambotra ireo. Etsy andaniny, miverina tsikelikely amin’ny laoniny ny fiainan’ny olona. Nizotra antsakany sy andavany ihany…