Day: 19 août 2014

Trafic de bois de rose : Des investisseurs chinois à surveiller

Le ministère de l’Environnement malgache et le gouvernement chinois s’engagent à lutter ensemble contre les trafics de bois de rose à Madagascar. L’ambassadeur de Chine à Madagascar, SEM Yang Min, a effectué hier une visite de courtoisie auprès du ministre de l’Environnement, de l’Ecologie et des Forêts, Anthelme Ramparany. « C’était une visite de  courtoisie, certes,…

La décentralisation est au centre de toutes les attentions. Le projet de morceler la capitale en six mairies urbaines fait débat. Il alimente les conversations du public. Mais il n’y a pas d’équivoque.  Le « diviser » la ville en six sépare plus qu’elle n’unisse. Les partisans de cette option sont combattus comme si un tel projet…

Libertalia-Music festival : La troisième édition en préparation !

La troisième édition n’aura lieu que vers la fin du mois d’avril de l’année prochaine. Toutefois, l’équipe du festival lance déjà un appel à l’endroit de tous les artistes souhaitant être programmés pour l’édition 2015. L’équipe de Libertalia s’apprête pour la troisième édition du festival qui devrait se tenir vers la fin du mois d’avril…

Nanomboka ny alahady faha 10 aogositra 2014 teo no latsaka tao anatin’ny ranon’i Bevava Ilafy ity raim-pianakaviana ity, raha handeha haka kitay izy. Araka ny fanazavan’ireo nahita azy dia nitondra lakana ity lehilahy ity ary nilaza haka kitay. Tsy hita anefa izy fa ilay lakana nitsingevaheva teo ambony rano no hitan’ny fokonolona, mbola hita teo…

Isan’ireo mpandimby ny “bande de 15”, jiolahy mpandravara teny amin’iny faritra Soamanandrariny, Ambohimahitsy, Ikianja, Manantesoa, Ambatomaro, ary Ambohimangakely iny ireto sarona sy natolotra ny Fampanoavana omaly ireo, raha ny filazan’ireo mpitandro filaminana. Raha ny fantatra hatrany dia andian-jiolahy mpamaky trano ary tsy vitan’izay fa mbola manolana ireo vehivavy ao amin’ny trano tafihany ihany koa. Raha…

Ankoatra ireo mpiadina tsy tonga nanatrika ny  fanadinam-panjakana bakalorea ho an’ny teto an-drenivohitry ny vakinankaratra  dia nahatratra 95 ny isan’ireo mpianatra tsy afaka nanatrika izany. Fantatra izany nandritra ny fidinana ifotony tamin’ireo foibem-panadinana miisa 6 eto Antsirabe. Antony tsy nahafahan’ireo mpianatra ireo hanatrika ny fanadinana  ny tsy fahatongavan’izy ireo tamin’ny fanadinana  dingana voalohany, ny  fanatanjahan-tena,…

Les membres du gouvernement n’auront pas le droit de passer des vacances, du moins pour cette année-ci. Et que d’après l’un d’eux, les ministres devraient d’abord se concentrer sur leurs activités. Etant donné qu’ils ne sont à leurs postes que récemment. Il a tenu toutefois à préciser que pour des raisons professionnelles, ils pouvaient s’y…

Fantatra amin’izoa fotoana izao fa tratran’ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny BC ny lehilahy iray anisan’ny nandroba sy nitifitra nahafaty olona sy nandratra mpanjifa iray tamin’ny fandrobana mpamongady « friperie » teny Ambalavao Isotry, tamin’ny faha-28 may lasa teo. Roa volana mahery kely taty aoriana vao tratra izy io, araka ny vaovao nampitaina avy amin’ny mpitandro filaminana.…