Day: 25 août 2014

Omaly alahady, nisehoana fakana an-keriny indray tany Toamasina. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa, zanaka tompon’andrikitra iray any an-toerana ity nisy naka ity. Hatramin’izao, tsy fantatra izay misy azy. Teny akaikin’ny “gare routière” no niseho ny “kidnapping”. Olona maromaro nitondra basy mahery vaika toy ny kalach sy PA no indray nifandrombaka naka ilay atao takalonaina. Nanao…

Comme il a été annoncé depuis mercredi, le front de Libération Nationale et le Otrikafo de Rajaonah Andrianjaka ont tenu leur pari samedi dernier devant l’hôtel Carlton à Anosy. Ce dernier et ses quelques collaborateurs ont planté des banderoles pour revendiquer les îles éparses pendant le passage du président français François Hollande dans l’Océan Indien…

Nihatra nanomboka ny herinandro teo iny ny fiakaran’ny saran-dalana zotra nasiinaly msmpitohy nu renivohitra Anosy (Fort dauphin)-Antananarivo. Raha 70.000ar izany teo aloha, niakatra ho 100.000ar. Ambalavao sy Fianarantsoa mitovy samy 70.000ar……Nilaza ireo mpanao fitanterana sy ireo mpamily fa tokony ho ela be no nampiakarana Io saran-dalana io saingy, zao vao nanampankevitra ny birao foiben’ny kaoperativam-pitanterana…

Nanjakana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana mahery indray ny teny amin’iny faritra Ambohidratrimo sy ny manodidina iny, ny faran’ny herinandro teo. Voalohany tamin’izany ny nitranga ny asabotsy teo, tokony ho tamin’ny 2 ora maraina tao Amboasary, kaominina Iharinarivo. Tokantrano roa no indray voatafiky ny jiolahy efatra mirongo kalaky. Lasa tamin’izany ny vola Roa hetsy latsaka. Tsy vitan’izay anefa.…

A l’instar des autres associations et formations politiques, le parti « Green Madagasikara » s’oppose également au découpage territorial d’Antananarivo. Pour ce parti, il ne faudrait pas se référer à la ville de Paris, vu que le nombre des habitants de la capitale française dépasse largement celui de la ville des Mille. « Green Madagasikara » s’insurge également contre…

Kolo Roger :Rétablissement de la sécurité

Le Premier ministre Kolo Roger accompagné de ses proches collaborateurs, s’est rendu à Antsirabe, avant-hier pour clôturer l’atelier sur la lutte contre l’insécurité. Un atelier qui a touché 8 régions, à savoir, Vakinankaratra, Amoron’i Mania, Haute Matsiatra, Menabe, Bongolava, Itasy, Analamanga, et Atsimo Atsinanana. Lors de son allocution, le Premier ministre a réitéré l’importance du…