Day: 28 août 2014

Niaraka teo ihany ireo fiara roa. Samy nisy olona efatra avokoa tao anatin’ny tsirairay. Saingy tsitapitapitr’izay dia raikitra ny fifamaliana teo amin’ny andaniny sy ankilany. Nivoaka ny iray tao anatin’ny iray tamin’ireo fiara ary nitifitra avy hatrany tamin’ny bigboss ireo tao anaty fiara mifanila taminy. Jenjina avokoa ny iray fiara ary nivoaka. Niakatra ny hatezerana…

Le mouvement amorcé par le personnel d’Air Madagascar pour faire pression sur Bruxelles en vue de la levée de l’annexe B commence à perturber le trafic aérien. Le personnel d’Air Madagascar persiste et signe. Ils ont reconduit hier leur mouvement de grève en vue de contraindre l’Union Européenne à lever la sanction contre la compagnie…

Tsy kely lalana ary tsy misy tandroka ny ratsy amin’izao fa hatramina vadina pasitera mpitondra fiangonana tsongoim-bolo an-tanàna avy no misoloky. Mpandraharaha iray monina ao Toliara no lasibatra roa tapitrisa ariary. Raha ny fanazavana nomen’ity mpandraharaha ity tamin’ny tafa nifanaovana taminy omaly naraina dia nilaza ity ramatoa ity fa nindram-bola amin’ny banky izy, kanefa mila…

Si Air Madagascar bat de l’aile, la Jirama est en panne.  Les deux compagnies, fleurons autrefois de l’économie, sont à bout de souffle. Vaches à lait par excellence des régimes au pouvoir qui se sont succédés, leur mauvaise gestion ne trouve pas d’autres explications plus convaincantes.  Leurs  personnels sont sortis de leur gong et manifestent…

La Réunion Kely : Noyée dans l’insalubrité

Entre ordures et WC, le tout au bord du canal d’Andriantany tout simplement insalubre, les habitants de La Réunion Kely vivent dans des conditions malsaines, en attendant la prise de responsabilité de l’Etat. Un amas de détritus d’un côté, et le WC public de l’autre. Au milieu, une petite allée marécageuse, il faut bien regarder…

Soamanandrariny : Famonoana sinoa vavy, telo lahy nalefa any Tsiafahy

Nahitam-bokany ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana mikasika ilay raharaha nahafatesana sinoa vavy iray, tetsy Soamanandrariny. Ireo roa lahy malagasy, niaraka taminy farany hatreto aloha no tratran’ny vela-pandrik’izy ireo. Raha ny fantatra hatrany mantsy, tamin’ny alalan’ny fanadihadiana, dia tratra tao an-tranon’izy roa lahy ireto ny sabatra iray, izay manondro tsara ny zava-maranitra nandidiana ny tendan’ilay sinoa…

Fifamaliana matetika teo anivon’ny tokantrano ka niafara tamin’ny tsindrona antsy nony farany. Tao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Ambalambato-Andapa no nitranga izany. Notsatohan-drangahy antsy ny vadiny ary maty tsy tsa-drano. Sendra nandalo tao an-tranony ihany koa ny zaodahiny ary raha nahita an’izany dia saika hiady taminy, saingy ny an’ilay rangahy no tonga aloha. Roa izany…

Sureté aéroportuaire : L’aéroport de Nosy Be muni d’un système de contrôle ultramoderne

Le processus de modernisation de Fascène, l’aéroport international de Nosy Be se poursuit. Au grand bonheur des  compagnies aériennes et des usagers qui ont maintenant de l’assurance, en ce qui concerne le domaine de la sureté dans cet aéroport, qui après Ivato accueille le plus grand nombre de passagers internationaux. Normes internationales. En effet, malgré certaines…