Day: 8 septembre 2014

Microcred Banque Madagascar : 26e agence ouverte à Sabotsy Namehana

Dernière à être mise en place parmi les 26, mais première à disposer d’un distributeur automatique de billets, la nouvelle agence de MBM (Microcred Banque Madagascar) vient d’ouvrir à Sabotsy Namehana. Après Morondava et Nosy-Be, Microcred Banque Madagascar ouvre cette année, pour la troisième fois, une nouvelle agence et point de collecte. Il s’agit de…

La classe politique bouge. L’opposition sera maintenant plus distincte qu’auparavant. Les opposants au régime Rajaonarimampianina regroupés sous une charte qui les rassemble n’entretiendront plus le flou sur leur existence. Sans pour autant prétendre réunir  l’ensemble de l’opposition, ils ont officialisé leur rassemblement et leur mobilisation par la signature  de la charte. La question qui se…

# – Analamahitsy. Tsy hita izay nalehan’ilay ramatoa nitondra zaza. Ny asabotsy folakandro, tokony ho tamin’ny 4 ora tany ho any, nisy vehivavy iray nitondra zaza tokony ho enim-bolana eo, niantsena teo amin’ny « cité ». Nividy zavatra teo amin’ireo mpivarotra « friperie » izy, voalaza fa nampiakanjony an’ilay zaza. Rehefa izany dia nilaza hamonjy WC izy. Dia niandry…

Ela nitoratorahana ka nahavoa mason’angatra, hoy ny fiteny. Tovolahy iray tokony ho 19 taona, nitsoaka avy nangalatra findaina ramatoa iray avy niantsena handeha hody tsy lavitra ny tranon-jiron’i Jirama Antetezana afovoany, nitsoaka no tapa-tongotra latsaka tao anaty « dalle » tetsy 67 ha Atsimo, ampitan’ny tobin-dantsasy Galana; làlana mihazo an’Ampasika tsy lavitra ny ny biraon’ny « Microcred » vaovao…

Raha tsy nalaky tonga ny polisy, dia asa izay nahazo ity mpangalatra moto gaigilahy tratran’ny vahoaka ity. Nananosarotra ihany koa ny fitondrana ity jiolahy ity teo amin’ny tokotanin’ny banky madinika iray.Ireo vahoaka anefa efa sosotra sy vonona ny hanao fitsaram-bahoaka .Tao anatin’ny fanadinana BEPC farany teo iny no nangalaran’ity jiolahy ity ilay môtô, izay andro…