Day: 11 septembre 2014

# – Ambohimirary. Telo lahy nanafika. Trano roa no indray notafihan’ny jiolahy tamin’ny alatsinainy teo, teny Ambohimirary sy Ampanotokana. Nitondra basy ireo olon-dratsy. Tokony ho tamin’ny misasakalina ny teny Ambohimirary. Nopitsohan-dry zalahy ny varavarana rehefa avy nihanika tamboho sy niakatra lavarangana izy ireo. Voarahona tamin’ny basy maherivaika ny tao an-trano ary tsy nisy sahy nihetsika.…

Grève : Les enseignants Fram bloqués à mi-chemin

Les enseignants Fram ont changé de cap. Hier, ils n’ont plus fait leur sit-in devant le MEN, mais se sont tournés vers Tsimbazaza pour rejoindre l’assemblée nationale. Les forces de l’Emmoreg les ont bloqués à Mahamasina. Changement de stratégie pour les enseignants Fram grévistes au sein de l’Aneffa. Puisque le sit-in devant le ministère de…