Day: 18 septembre 2014

Manque de confiance des bailleurs de fonds : Déblocage incertain des financements européens

Selon Antonio Sanchez-Benedito Gaspar, « il y a un engagement de l’UE de l’ordre de 518 millions d’Euros pour le 11e FED, mais il reste quelques formalités à remplir ». Bon nombre d’observateurs se demandent actuellement si la tenue des élections n’était pas suffisante pour résoudre définitivement la crise et rétablir une relation de confiance avec les…

Tsy misy tahotra intsony ireo dahalo mirongo basy mahery vaika mandroba amin’izao any amin’ny distrikan’i Sakaraha, faritra Atsimo Andrefana, fa na amin’ny antoandro be nanahary izao aza dia sahy manafika. Ny marain’ny talata teo manodidina ny tamin’ny 6 ora dia dahalo 35 lahy nirongo basy mahery vaika no indray nitontona nanafika sy nandroba tao Andranotsara…