Day: 22 septembre 2014

« Zarasoa » : Réhabilitation d’une ruelle à Tsarafara Sabotsy-Namehana

Malgré le fait qu’elle n’a été créée que depuis un peu plus de 6 mois, plus précisément le 10 mars 2014, l’association « Zarasoa » aime bien partager son savoir-faire, notamment dans les actions et œuvres sociales. Ladite association présidée par Tiana Raholifidison a ainsi procédé, hier, à la réception provisoire d’une ruelle sise dans le Fokontany…

Nisehoana vonoan’olona tany Moramanga tamin’ny faran’ny herinandro teo. Ny loharanom-baovao no nahafantarana fa lehilahy iray no maty notsatohan’ny sipany antsy teo amin’ny kibony. Noezahina nentina tany amin’ny hopitaly ihany ilay naratra nefa vao niala kely ny trano nonenany dia tapitra ny ainy. Ny vaovao hatrany no nahafantarana fa mpamily fiara ity namoy ny ainy ity…