Day: 24 septembre 2014

Fenoarivo Atsinanana : Misy fikendrena mpanao politika ny doro trano

Trano 7 lasa lavenona, 2 voatery noravana. Ireo indray ny trano may tao amin’ny renivohitry ny faritra Analanjirofo ny faran’ny herinandro teo. Ny 3 tamin’ireo dia an’ny olon-tsotra monina ao amin’ny fokontany Mahavelonkely. Ny 4 kosa dia an’ny mpanao politika iray nanorim-ponenana ao Fenoarivo Atsinanana.  Tamin’ity indray mitoraka ity dia tsy nisy niangana ireo trano…

Maty noho ny ratra mafy nahazo azy ilay lehilahy vao 28 taona taorian’ny tsatoka antsy nataon’ilay sakaizany teo amin’ny ilakibony havanana, niampy rangotra vokatry ny fifamaliana nifanaovan’izy roa, ny alin’ny alakamisy 18 septambra tamin’ny 12 ora alina, teto an-tampon-tananan’i Moramanga. Adim-pamataranandro vitsy monja taorian’io no tapitra ny ainy na dia noezahana nentina teny amin’ny hopitaly…

Il a été décidé en conseil de gouvernement d’hier, au titre du ministère chargé des Infrastructures, de l’Equipement et de l’Aménagement du Territoire, l’approbation de la communication relative à la célébration de la journée mondiale de l’habitat du 6 octobre. Portant sur le thème « Voices from Slums » ou « Les voix venant des bidonvilles ». Pour Madagascar,…

Peu de Malgaches qui sont atteints des maladies mentales acceptent encore être traités car, soit ils les qualifient de honteuses, soit ils n’en ont pas les moyens. L’Alzheimer est une maladie neurodégénérative ou perte progressive de neurones. Elle est incurable et affecte le tissu cérébral, qui de ce fait, entraîne la perte progressive et irréversible…

Ambohimanarina : Lehilahy hita faty, nitsingevana tanaty dobo

Kilaoty mena kely sisa teny an-kodiny ary efa mikarainkona ny tanany. Vatana mangatsiakana tovolahy iray, hita tao anaty dobo, teny Antsahamasina, Ambohimarina omaly maraina. Efa fotoana maromaro izay no tsy nahenoana famonoana olona na fanafihan-jiolahy teny amin’iny faritra Ambohimanarina iny, raha ny voalazan’ny mpitandro filaminana. Samy taitra sy nikoropaka avokoa anefa ny olona omaly maraina…

Nalaina tamin’ny fiaramanidina manonkana tany Antsalova omaly hariva ny nofo mangatsiakan-dRtoa Rasoa Kamisy Claudine, na Rasoa Kininike, 36 taona, teraka ny 13 mey 1978 tao Tongobory, distrikan’i Betioky Atsimo, ary niaretan-tory tao amin’ny kianja mitafo Mahamasina. Anio alarobia tolakandro raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany no hihazo an’i Toliara ny nofo mangatsiakan’ity mpanakanto…